Kev's Mampitraka ary mampitsiky

SÛRE

Robert Prevost, misionera amerikana 69 taona, no papa vaovao voafidy, izay malaza noho ny asany tany "Pérou" sy amin’ny ...
08/05/2025

Robert Prevost, misionera amerikana 69 taona, no papa vaovao voafidy, izay malaza noho ny asany tany "Pérou" sy amin’ny maha "préfet de la congrégation" misahana ny Eveka. " Léon XIV " no anarana nofidiny amin’ny maha-papa azy. Izy no papa amerikana voalohany teo amin’ny tantaran’ny Fiangonana Katolika.


07/05/2025

Tsy mpanafana tompoko sa hoatran'ny climatiseur ny fahitanao ah eto io? 🫣🥱


20/04/2025

D fière ery kiala manao Tiktok @ ilay robe
Dia hoe izy tsy mamo 🫣🤦🤦
Asio 3 ème round ndray fa zay ko mazoto mjery eh!!

12/03/2025

Avereno nama Ravox fa tsy mamely ty kopi kolé any 'ty ah!!


🥱🤣🤣

07/02/2025

🚨Mila miova koa ny Fitakiana eh!!🚨

Vidéo fohifohy foana hatrany ny antsika eh!!

❌Aza adino ny partage eh!! Dia mentionné-o eto ilay ananao trosa iny ho hitan'ny havany eto 🤣🤣🤣🤣🤣

05/02/2025

Inona koa ny efa henonareo tany ? 😅

Aza adino Mentionné an'i Ramose na Rafotsy na koa hoe ilay akama tsy romantique iny mihintsy 🤯🤯🤣🤣

18/01/2025

Bônané daholo aloha eh!! ❤️

🚨Etsetsa tsy aritra fotsiny🚨

Ataontsika vetivety hoatrany fandalovan'i Bertrand ihany koa izy ity 🤣🫣😅


Kev's

22/12/2024

Rehefa nangalarina kokoa noho ny fon-dry ny valim-pifidianana...😅 Dia ndry ity tsy nanam-po hoe nampirafesin'Lery 😂



Kev's

13/12/2024

Ilay hoe "ny tanora no hoavin'ny Firenena" dia tanora mandray andraikitra sy mandray anjara @ fiainam-pirenena fa tsy ilay mafy be ato anaty FB fotsiny.

Zay fa Viloma eh!!, dia afaka 5 taona indray raMalagasy ah!! ❤️😘

01/12/2024

🚨🚨 ao ve ooh🚨🚨
Isaorana etona mo izany i Dousar ( Mbintsoa Fortunah Ob ) sy i Elvis ( Fabien Irenée Rãs ) t@ fanatotosana ity vidéo ity 😅😅🤯
Zay fa aza adino ny dia

Siora
Kev's
fans
🙊🙋🤦🤦🤣🤣

Zay fa dia
20/11/2024

Zay fa dia

Address

Antaninandro
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kev's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kev's:

Share