Radio balsama

Radio balsama Radio BALSAMA FM 100.4 MHz

Akory aby e🖖.Manasa anao am-pitiavana be izahay hanaraka fanazavana P***A na PESSAHR eto RADIO BALSAMA  FM 100.4 MHz e.M...
07/04/2025

Akory aby e🖖.
Manasa anao am-pitiavana be izahay hanaraka fanazavana P***A na PESSAHR eto RADIO BALSAMA FM 100.4 MHz e.
Mirary herinandro mahafinaritra ho an-tsika rehetra 🙏

02/04/2025

Ny filohan'ny Fikambanana Aza matahotra Ray aman-dreny Mpitndrina Mahefason mivady sy ny mpikambana rehetra ary ny tompon'andraikitry ny Radio Balsama FM 100.4 MHz sy ny mpiara-miasa rehetra, Dia faly sady mankasitraka eram-panahy eran-tsaina eram-po anareo rehetra na iza na iza tonga niara-niombona sy niara-nankalaza ny TAOM-BAOVAO MALAGASY fa namerina ny Hasin'ny maha Gasy antsika sady namerin-kasina ny firenentsika . Dia mitomboa hasina hatrany mba ho tratry ny arivo mitsingeringerina tsy hisara-mianakavy tokoa e. @ FENOMANANA indray.🙏🙏

indramiko kely.Manasa anao tompoko mba vakio kely.MC et animateur Florent pagny ofisialy🙏🙏
28/03/2025

indramiko kely.
Manasa anao tompoko mba vakio kely.
MC et animateur Florent pagny ofisialy🙏🙏

🇲🇬 TAOM-BAOVAO MALAGASY 🇲🇬
Ny mba hevitro, asa ianao raha hitovy na tsia amiko : ny maha firenena ny firenena iray dia ny Kolontsainy, fomban-drazany, sns....fa indrindra ny filolohavan'ireo vahoaka , ny fanajan'ireo vahoaka ao aminy ho toy ny anak'andriamaso ary ny fanatanterahany sy ny fiainana ireo mba tsy ho faty.

Malagasy ianao matoa mahay ity soratako ity, ry MAlagasy : raha mbola tsy misy dikany aminao fa hoy ianao hoe, hampidina ny vidim-bary, hanena ny tsy fahandim-pahalemana, hampiditra vola aty amiko ve izany taom-baovao Malagasy izany....dia hoy aho hoe : DISO FIRENENA ianao.
Raha mbola hataonao toy ny valalan'alika ny kolontsainao sy ny fomban-drazanao....dia ianao koa anisan'ireo mpanimba ity firenena ity miaraka amin'ireo kolontsaina vahiny sy fomban-drazam-bahaza mitsofoka sy moroborobo eto.
Tsy midika hoe manompo sampy velively ny fankalazana izany.......
Fa maninona nefa ianao no mankalaza ny ST SYLVESTRE nefa manao tsinontsinona ny TAOM-BAOVAO MALAGASY?
Andao homena HASINY SY LANJANY ny antsika......
🤠 : ianareo ve manana ilay satroka ry zalah ?

Aza adino ny manaraka ny FANDAHARANA FAMERENAN-KASINA   sy ny TAOM-BAOVAO MALAGASY isan'andro 09 ora maraina. RADIO BALS...
03/03/2025

Aza adino ny manaraka ny FANDAHARANA FAMERENAN-KASINA sy ny TAOM-BAOVAO MALAGASY isan'andro 09 ora maraina.
RADIO BALSAMA F.M 100 MHz
MADAGASIKARA FIRENENA MIAVAKA

ALATSINAINY indray ny andro ô🙏ireto avy ny ary ny fandaharana afaka henoinao isakin'ny Alatsinainy hanovozanao hery sy f...
03/02/2025

ALATSINAINY indray ny andro ô🙏
ireto avy ny ary ny fandaharana afaka henoinao isakin'ny Alatsinainy hanovozanao hery sy fahalalana.
👉MADAGASIKARA FIRERNENA MIAVAKA @09 ora maraina
👉AZA MATAHOTRA @12 ora atoandro
👉FANTATRO IZAY HINOAKO folak'andro sy @08 ora alina
👉FANAHY SY FIAINANA @05 sy Sasany hariva.
FM 100.4 MHZ RADIO BALSAMA

Vakio tsara sao mety mahasoa anao. Andramo hanadio anao.Fantatrao ve fa tsara ho an'nyvvehivavy ny Balsame(Na hoan'ny la...
27/01/2025

Vakio tsara sao mety mahasoa anao. Andramo hanadio anao.

Fantatrao ve fa tsara ho an'nyvvehivavy ny Balsame
(Na hoan'ny lahy ihany koa). 🇲🇬❤️

☆Ny Balsame dia manadio ny tranon-jaza rehefa avy niteraka na koa afa-jaza
☆Manatsara ny fikorianan'ny ra
☆ Hoanao zay sarotiny rehefa tonga fotoana na koa hoe misy fanaintainana
☆Manasitrana ny bronchite
☆Mahafaka aretin-kibo
☆Manatsara ny fandevonan-kanina
☆Manafana kibo hotrany sakamalao
☆Manasitrana fery na vay rehefa naratra na koa aza hoe nohoaniny moka.
☆Afaka itsaboana ny nono raha misy fery

👉Zavatra ilaina dia raviny miaraka amin'ny tahony maro2.
👉Fomba fampiasa :
☆Raha resaka fery no hilanao azy na kaikitra moka sy fitsaboana ny nono maratra teo dia maka ravina maro2 dia totoy io halemy tsara sy misy ranony dia iny no apetaka eo amin'ny fery. Afaka soloanao in-3 isan'andro io. Tandremo anefa mba tsy hidiran'ny loto ny fery fa tandrovy hadio fona.
☆Raha resaka aretina ao anaty indray sy fanaintainana dia maka raviny sy tahony maro2 ihany koa dia ampangotrahina io ohatrany manao tambavy. Rehefa mahazo an'io rano io dia afaka misotro in-3 isan'andro ihany koa anao alohan'ny sakafo, ohatra fa tsy atao betsaka fa tapany vera aza dia ampy.
👉Faharetana :
☆Raha resaka fery dia mandrapahamaina ny fery
☆Raha le aretin-kibo na tonga fotoana dia mandrampialan'io fanaintainana io dia ampy
☆Raha resaka tranonjaza, fanadiovana ra sns dia ataovy herinandro dia ajanona.

Mirary soa hatrany dia mba zarao amin'ny namanao fa tena mahomby ito sao mahavonjy azy merci 🙏🇲🇬
F. M 100.4 MHZ NY RADIO BALSAMA

20/01/2025

👉Ra te ho FINARITRA sy ho SALAMA dia MIHAINO🦻 RADIO📻 BALSAMA
F. M 100.4 mhz.

EFA HAINAO VE FA NY BALSAMA ( BALSAME )FANAFODY RATRA REHETRA AO ANATY ,TOY NY VAVONY ,ATY ,FO ,SNS   --- MANADIO RA ,MA...
12/11/2024

EFA HAINAO VE FA
NY BALSAMA ( BALSAME )
FANAFODY RATRA REHETRA AO ANATY ,TOY NY VAVONY ,ATY ,FO ,SNS
--- MANADIO RA ,MANALA VATO ( CALCUL) REHETRA KOA IZY
--- MANASITRANA ARETI- KIBO KOA IZY ,TOY NY RIVOTRA , FIVALANANA,TSILOLY TSOTRA ,NA MISY RA SNS..
**** BALSAMA 50 GRAMA HAMPANGOTRAHINA @ RANO 1 LITRE SY TAPANY MANDRITRY NY 5 MN
# AVELAO HANGATSIATSIKA NY RANONY ,DIA INY ATAO RANO FISOTRO TONTOLO ANDRO
--- MANAO VAOVAO HATRANY MPAHASITRANA

***** NY FERY NA RATRA IVELANY @ HODITRA IZAY TSY METY HO MAINA SY HO SITRANA
----- SASAO MADIO NY FERY
REHEFA MADIO DIA AVELAO HO MAINA KA MAKA BALISANA DIOVY TSARA DIA MIXEO NA TOTOY HALEMY TSARA
---- REHEFA MALEMY SY MITERA DRANO ILAY NOTOTINA SY NI MIXENA DIA FIHAZO @ LAMBA MADIO ILAY RANONY ARY ATAOVY @ BOCALE VERA MADIO TSARA KA INY RANONY INY NO HANAOVANA PASMA ILAY RATRA ISAKY NY 2 ANDRO
Hita Dia nozarainay eto

Miarahaba an-tsika rehetra 👋AZA ADINO FA ISAKIN'NY ALATSINAINY NO HANDRENESANAO NY FANADAHARANA. 👉FANTATRO IZAY INOAKO👈 ...
30/09/2024

Miarahaba an-tsika rehetra 👋

AZA ADINO FA ISAKIN'NY ALATSINAINY NO HANDRENESANAO NY FANADAHARANA.
👉FANTATRO IZAY INOAKO👈
🕒@03 ora folak'andro sy @8 ora alina🕗

Tsy adino ihaniko anefa ny 👉AZA MATAHOTRA isakin'ny Mitatao vovonana na @ 12 ora atoandro🙏

ANKASITRAHANA IANAO TSY MISARAKA AMINAY🙏

🌹🌹Mirary Tontolo andro mahafinaritra ho an-tsika ary e. 💐🏵️🌺
🌿F.M 100.4 MHz 🍀

SALAMA DAHOLO ô🖐️Akoatran'ny fandaharana aroso ho renesinao isan'andro👉 AZA MATAHOTRA na mangovitra @ 12 ora atoandro.Di...
26/09/2024

SALAMA DAHOLO ô🖐️
Akoatran'ny fandaharana aroso ho renesinao isan'andro👉 AZA MATAHOTRA na mangovitra @ 12 ora atoandro.
Dia aza adino fa rehefa Alakamisy ihaniko ny kalon'ny F💓 sy Ventsom-panahy @ 8 ora latsaka alina.
Eo ihanikoa ny FANDAHARANA Mba DINIHO IHANY🤔🤔 @ 03 ora folak'andro sy @ 08 ora alina.
Koa aza misaraka aminay ary fa vonona hampahery sy hizara FAHAMARINANA ho anareo zahay
Aza adino fa afaka mangataka hira ihaniko an
🌼☘️FM 100.4 Mhz RADIO BALSAMA🍀☘️

Ny mampiavaka ny fandaharana isakin'ny Alatsinainy dia anisany ny FANDAHARANA 👉FANTATRO IZAY HINOAKO👈 🤲Hasaina am-pitiav...
23/09/2024

Ny mampiavaka ny fandaharana isakin'ny Alatsinainy dia anisany ny FANDAHARANA
👉FANTATRO IZAY HINOAKO👈
🤲Hasaina am-pitiavana ianao hanaraka izany.
Manovoza hery✊
Manovoza fahalalana🧠
Ny fanahy no maha olona FM 100.4 MHz

Address

La Haute
Antananarivo

Telephone

+261341295555

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio balsama posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category