Miss & Mister

Miss & Mister Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Miss & Mister, Digital creator, Antananarivo.

Tonga indray ary ity ilay efa nandrasanareo mpankafy rehetra 😘         Miss et Mister Noël 2026Amin' ity Taona ity Dia a...
21/10/2025

Tonga indray ary ity ilay efa nandrasanareo mpankafy rehetra 😘

Miss et Mister Noël 2026
Amin' ity Taona ity Dia asiantsika :
✨Mini Miss et Mister (5 ans - 12 ans)
✨ Miss et Mister ( 13 ans et plus )

Ahoana ary fomba andraisana anjara
alefaso Message privé(Mp) Amin' ny Alane Walker ary ny mombamomba anao toy izao lazaiko manaraka ireto

🌟 Anaranao feno
🌟 Taona
🌟 Adiresy
🌟 Numéro télephone
🌟 sary lava mazava tsara 1 alefanay eto Amin' ny pejy

👉raha toa ka mahafeno ny fepetra ianao Dia antsoinay hiatrika ny casting

👉 sorato dieny izao ary ny anarana fa Amin' ity Taona ity Dia loka miavaka no azon'ireo mandresy

👉 Sponsors. :
🌟Styliste :: Alane collection
🌟Kapa gasy eto Madagascar

19/04/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Danielson Randrianjatovo, Myah Andria, Prisca RH, Nanah Rkth, Mihaja Jïm, Dy Lan, Fehi Zoro, Azul Ill

🚩GRAND CASTING  🚩MISS ET MISTER ireo izay maniry ny hifaninana amin'izao akaikin'ny fetin'ny P***a izao Dia manao fifani...
17/03/2025

🚩GRAND CASTING 🚩
MISS ET MISTER ireo izay maniry ny hifaninana amin'izao akaikin'ny fetin'ny P***a izao Dia manao fifaninana izahay ary loka goavana no azon'izay mpandresy

Ka alefaso amin'ny pejin'i MiMiss et Mister Incroyable de Madagascarary mombamomba anao, aza Tara fa voafetra toerana

✍🏼 𝘼𝙣𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙛𝙚𝙣𝙤
✍🏼𝙏𝙖𝙤𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙍𝙚𝙛𝙮 (𝙧𝙚𝙛𝙮 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙩𝙖𝙡𝙤𝙣 𝙝𝙤 𝙖𝙣' 𝙫𝙚𝙝𝙞𝙫𝙖𝙫𝙮)
✍🏼𝙎𝙖𝙧𝙮 𝙡𝙖𝙫𝙖 2
✍🏼𝙇𝙖𝙝𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙛𝙞𝙣𝙙𝙖𝙮



🛑 Ato amin’ny pejy no manoratra anarana

🚨 PS: Izay mahafeno ny dossier ihiany no hovaliana ...

14/02/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Myah Andria, Prisca RH, Danielson Randrianjatovo, Nanah Rkth, Mihaja Jïm, Dy Lan, Fehi Zoro, Azul Ill

15/01/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Prisca RH, Mihaja Jïm, Idealy Gabriella

Nos candidate 💖
24/12/2024

Nos candidate 💖

20/12/2024

Tapitra ny vote tompoko ary tsisy intsony manao partage aoriana ity publication ity mankasitraka

reto Groupe 2 ary ehmarihinay fa fepetra ny lalao dia izay abonné ato amin'ny pejy ihany no afaka manao vote  fa ankoatr...
16/12/2024

reto Groupe 2 ary eh
marihinay fa fepetra ny lalao dia izay abonné ato amin'ny pejy ihany no afaka manao vote fa ankoatr'izay vote annulé ❌

ireo ary ny Groupe voalohany eh💕likeo izay alaintsika ary partageo ny sary 🥰💕izay abonné ato amin'ny pejy ihany no afaka...
16/12/2024

ireo ary ny Groupe voalohany eh💕
likeo izay alaintsika ary partageo ny sary 🥰💕

izay abonné ato amin'ny pejy ihany no afaka manao vote
merci daholo mbola ho avy groupes 2🥰💕

Faly miarahaba antsika rehetra manaraka ny pejy izahay avy ato amin'ny Miss et Mister Noël  ☺😙Tonga indray ary ity ny fi...
08/10/2024

Faly miarahaba antsika rehetra manaraka ny pejy izahay avy ato amin'ny Miss et Mister Noël ☺😙

Tonga indray ary ity ny fifaninana Mini Miss et Mini Mister $ Miss et Mister Noël 2024 ka andao handray anjara isika tanora na ankizy kely na Olon-dehibe satria dia 5 - 14 taona ny sokajy Mini Miss et Mini Mister ary 15 taona no mihoatra kosa ny sokajy Miss et Mister ☺

Ka raha vonona ary ianao handray anjara dia ireto avy ny zavatra ilaina izay alefanao mp amin'ny pejy MMiss et Mister Incroyable de Madagascarsatria ny message Miss et Mister de Noël dia misy fahatapahana ka ireto avy ary ireo dossier ilaina raha handray anjara ianao

🌟Anaranao feno
🌟taona
🌟Fonenana
🌟laharana finday
🌟sary lava 1

Izay mahafeno ny fepetra ihany no voahantso ka araraoty fa tsy ho ela dia ho avy ny casting 2 ème Édition Miss et Mister Noël de Madagascar 2024

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miss & Mister posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share