Miritsoka

Miritsoka La musique autrement…

Noho ny toe-draharaha misy ankehitriny eto Madagasikara, ary ho fiarovana ny rehetra, dia nahemotra ny Seho « Lalatiana ...
30/09/2025

Noho ny toe-draharaha misy ankehitriny eto Madagasikara, ary ho fiarovana ny rehetra, dia nahemotra ny Seho « Lalatiana – 50 taona nihirana »😔✨

Lalatiana sy ny ekipan'ny Mi'Ritsoka rehetra dia manantena ny hihaona aminareo tsy ho ela mba hankalaza ny 50 taona nihirany teo amin’ny sehatry ny mozika amin’ny fomba tsara indrindra 🎶✨.

Misaotra tompoko🙏.

"50  taona ....... , Teo foana ianareo "‼🙏✨LALATIANA🎶✨🎤CCI IVATO 📍19 OKTOBRA 2025📅Tsy ho ela ny andinindininy ....
23/09/2025

"50 taona ....... , Teo foana ianareo "‼🙏✨

LALATIANA🎶✨🎤
CCI IVATO 📍

19 OKTOBRA 2025📅

Tsy ho ela ny andinindininy ....

Tadidinareo ve ilay fotoana nomena tamin’ny taon-dasa ‼️Ho tonga izy ity ‼️“✨LALATIANA, 50 taona nihirana…‼️✨✨Seho tokan...
16/09/2025

Tadidinareo ve ilay fotoana nomena tamin’ny taon-dasa ‼️

Ho tonga izy ity ‼️
“✨LALATIANA, 50 taona nihirana…‼️✨✨

Seho tokana sy miavaka,
eny amin’ny
📍CCI Ivato,
📆ny 19 oktobra 2025,
🕞manomboka amin’ny 3 ora tolakandro.

Tano ny daty, tsy ho ela ny andinindininy…✨✨

12/09/2025

J-1 ‼️

Tafan-Gilita Festival 🎶

Ndao hiaraka hampitafa GILITA ao amin'ny 📍BAREA MAHAMASINA PARKING P2

13 sy 14 Septembre amin'ny 10 ora

Mbola misy ny tapakila tsotra azo jifaina eny an toerana 🎫

Mandram pitafa gilita ary e 🤗🎶‼️

Misaotra indrindra tompoko 🤗Ny tapakila tsotra kosa dia mbola misy ary mbola afaka jifainao eny an toerana ny andron'ny ...
12/09/2025

Misaotra indrindra tompoko 🤗

Ny tapakila tsotra kosa dia mbola misy ary mbola afaka jifainao eny an toerana ny andron'ny festival ny 13 sy 14 septembre 😊

HITAFA TOKOA NY GILITA 🤗

Lany tanteraka ny tapakila « VIP » hoan’ny seho roa andro ✨✨🙏🏽🙏🏽

Mbola misy kosa nefa ny tapakila tsotra amidy eny toerana amin’ny androny fampisehona ✨‼️


HITAFAAA NY GILITA EHH‼️‼️

Tafan-Gilita Festival FIFANINANANA MITENDRY GILITA
11/09/2025

Tafan-Gilita Festival

FIFANINANANA MITENDRY GILITA

TOHANO ARY RY ZAREO ‼️✨

Miomàna ary fa handray anjara mivantana amin'ny fifidianana koa ianareo mpijery ‼️✨
mandritra ny :
✅manasa-dalana ny 13 septambra ⭐️
✅famaranana ny 14 septambra. ⭐️

⭐️Tohano ny mpifaninana ankafizinao, sady mianoka anatin'ny "Tafan-gilita Festival"‼️‼️

13 W***Y
131 HIRA
139 JIZRY
68 RAMILY
77 NY ARO
162 MIKA
165 JOËL
40 DINA
161 FABIO
123 MIKAJY

ALEO HITAFA NY GILITA OO‼️‼️

‼️‼️TAPAKILA PACK FESTIVAL 🤩🤩✨🎫🎫‼️‼️✨Ity aza ny fanomezana avy amin'ny mi'Ritsoka Production, ho fitsinjovana ireo te hi...
09/09/2025

‼️‼️TAPAKILA PACK FESTIVAL 🤩🤩✨🎫🎫‼️‼️

✨Ity aza ny fanomezana avy amin'ny mi'Ritsoka Production, ho fitsinjovana ireo te hijery fety roa andro misesy eeée!

🎫✅Tapakila Pack Festival :10.000 Ar

✨‼️Tolotra mandalo fotsiny manomboka anio ka mandrapahalaniny. Izay tonga aloha ao amin'ny Super Music ihany no mahazo.

✨✨‼️mahatafiditra mandritra ny feto roa andro ny 13 sy 14 septambra, 10.000 Ar monja.

TAFAN-GILITA EHHHH‼️‼️‼️‼️"✨Festival Tafan-gilita" ✨« REVY LOLO SY TARINY »✨«MAHALEO SY NY TARANAKA »✨«FEO GASY»✨« TSELO...
08/09/2025

TAFAN-GILITA EHHHH‼️‼️‼️‼️
"✨Festival Tafan-gilita" ✨
« REVY LOLO SY TARINY »✨
«MAHALEO SY NY TARANAKA »✨
«FEO GASY»✨
« TSELONINA»✨
« ZANDRY GASY »✨
« NJILA »✨
SNS……
📆ny 13 sy 14 septambra, hanomboka amin’ng 10 ora maraina ny daty roa
📍parking Kianja Barea, vavahady P2
✅🎫TAPAKILA TSOTRA : 7000 Ar / 1 Andro
🎫✅VIP : 40 000 Ar / 1 Andro
🎫🎫FIVAROTANA IREO TAPAKILA✅✨
Super music Analakely📍
☎️FILANKEVITRA: 033 14 422 10

08/09/2025

TAFAN-GILITA EHHHH‼️‼️‼️‼️

"✨Festival Tafan-gilita" ✨

« REVY LOLO SY TARINY »✨
«MAHALEO SY NY TARANAKA »✨
«FEO GASY»✨
« TSELONINA»✨
« ZANDRY GASY »✨
« NJILA »✨
SNS……

📆ny 13 sy 14 septambra, hanomboka amin’ng 10 ora maraina ny daty roa

📍parking Kianja Barea, vavahady P2

✅🎫TAPAKILA TSOTRA : 7000 Ar / 1 Andro
🎫✅VIP : 40 000 Ar / 1 Andro

🎫🎫FIVAROTANA IREO TAPAKILA✅✨
Super music Analakely📍

☎️FILANKEVITRA: 033 14 422 10

07/09/2025

Hafatra kely ✨✨📣📣‼️

avy amin’i Erick manana sy Benny ✨ ✨✨‼️

NDAO ARY TOMPOKO OO‼️

"✨Festival Tafan-gilita" ✨

📆ny 13 sy 14 septambra,

📍parking Kianja Barea, vavahady P2

✅🎫TAPAKILA TSOTRA : 7000 Ar / 1 Andro
🎫✅VIP : 40 000 Ar / 1 Andro

Aza adino ihany fa misy koa ny
‼️🤩🤩🤩PACK FESTIVAL 🤩🤩‼️

Izay 10.000 Ar ny 2 Andro ‼️‼️✨
( tolotra misy fetrany tompoko ka manasa anareo hamonjy izay aingana😁😁✨✨)

🎫🎫FIVAROTANA IREO TAPAKILA✅✨
Super music Analakely📍

☎️FILANKEVITRA: 033 14 422 10

03/09/2025

TAFAN-GILITA 2025 ( Clip Officiel)✨🎶
---------------
Clip réalisé par Miritsoka et One Air

✨AMBONDRONA – 2025 Tour Seho 2 au Palais des Sports ✨Mi’Ritsoka Production est fier d’être partenaire logistique de ce g...
03/09/2025

✨AMBONDRONA – 2025 Tour Seho 2 au Palais des Sports ✨

Mi’Ritsoka Production est fier d’être partenaire logistique de ce grand rendez-vous musical tant attendu ! 🎶🔥

Deux dates exceptionnelles :
📅 Vendredi 19 septembre à 19h30
📅 Dimanche 21 septembre à 15h00

🙌 Merci à AMBONDRONA pour la confiance renouvelée.
Rendez-vous au Palais des Sports pour vivre des moments uniques et vibrer ensemble au rythme de leurs plus grands succès !

Address

Andafiavaratra
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 09:30 - 18:00
Tuesday 09:30 - 18:00
Wednesday 09:30 - 18:00
Thursday 09:30 - 18:00
Friday 09:30 - 18:00
Saturday 09:30 - 18:00

Telephone

+261341142210

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miritsoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Miritsoka:

Share

Category