23/07/2026
Androm-pisaonam-pirenena ny Zoma 24 Jolay ho avy Izao
Ahidina amin'ny antsasany ny fanevam-pirenena 🇲🇬🇲🇬
🚫Ràràna ny fety aman-danonana ampahibemaso
🚭Ary mikatona ny toerana fivarotana zava-pisotro misy alikaola
➡️Andro tsy hiasàna fa handraisan-karàma