Hobison

Hobison Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hobison, Media/News Company, Tanjombato, Antananarivo.

28/02/2022

on tv tendr iray natao

30/10/2020

Miarahaba ee
Hoby nenarako, eto d tiana ny milaza antsika rehetra izao dia mitendry guitare aminy gadona bagasy, efa niaraka taminy olona maro2 ihany afaka miaraka miara miasa koa vao maika mety
Info: mp na ko 0325351422/0348389813 misaotra ee!!

15/06/2020

Hira niarahana t@ cousine💓🎙🎸

02/01/2020

tratran"ny taona 2020 daol tsika rehetra amin"ity taona ity izahay d iezaka hamoaka ny zavatra mba vitanay makasitraka oo

Reo mis leson kel ho zai te hianatra mazoto tompoko
23/09/2019

Reo mis leson kel ho zai te hianatra mazoto tompoko

14/08/2019

salama daholo oo, ity page ity dia natao ifandraisanatsika amin'ny lafiny mozika tsy mifidy gadona fa raisina daholo ary natao ifampizarana manasa antsika hitsidika ity page ity, misaotra tompoko

Address

Tanjombato
Antananarivo

Telephone

+261348389813

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hobison posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share