Rado Randrianantenaina Page

Rado Randrianantenaina Page Andriamanitra tsy miteny ny zavatra tsy ho ataony. Andriamanitra tsy manao ny zavatra tsy noteneniny.

22/10/2025

TSY HAIKO HOE INONA, FA OHATRANY MISY ZAVATRA TSARA MANANGASANGA, HITRANGA ANIO.🤞🏻

... MIOVÀ AMIN'NY FANAVAOZANA NY SAINA, HAMANTARANAREO NY SITRAPON'ANDRIAMANITRA... 🇲🇬Maro ny Kristiana efa niova fo, fa...
21/10/2025

... MIOVÀ AMIN'NY FANAVAOZANA NY SAINA, HAMANTARANAREO NY SITRAPON'ANDRIAMANITRA... 🇲🇬

Maro ny Kristiana efa niova fo, fa tsy mbola niova toe-tsaina,

Matoa ny saina nataon'Andriamanitra any ambony eo amin'ny vatana, dia anisany mitarika FIOVANA eo amin'ny olona izay,

Ny toe-tsainao ao anatinao no vokatry ny fiainanao,

Ny fahalalana no ilain-tsika ahafahana mahita zava-baovao.

RY TANORA, RAY AMAN-DRENY, ANKIZY, ANDAO HANOVA TOE-TSAINA.

Fotoana afaka manova ny tohin'ny tantaram-piainanao.

Alakamisy 23 Oktobra 2025 | amin'ny 5 ora hariva.

⚠️ MIOVA NY TOERANA : Etsy amin'ny CEG TANJOMBATO.

Contact : 034 05 154 23 // 034 97 181 11

Tsy misy vidim-pidirana.

21/10/2025

NOUS SOMMES ENFLAMMÉS POUR UNE MISSION. 🔥

20/10/2025

🚨 CHRÉTIENS ENFLAMMÉS 🔥❤

- CE SOIR À 20H00 (Lundi 20 Oct 2025)
- CEMES FIADANANA

Tongava amin'ny maha ianao anao...
Hilazao ny namana rehetra

0349718111 // 0340515423

15/10/2025

TSY MISY CELLULE DE PRIÈRE NY JEUDI... NOHO NY ANTONY MANOKANA.

14/10/2025

UNE CHOSE QUE DIEU NE FERA JAMAIS:

TE RENDRE FAIBLE.

‼️ MISY AN’IRETO ZAVATRA ROA (02) IRETO EO AMIN’NY FIAINANTSIKA:1️⃣ IREO ZAVATRA TSARA MILA TAZOMINAKolokoloy ny toetra ...
10/10/2025

‼️ MISY AN’IRETO ZAVATRA ROA (02) IRETO EO AMIN’NY FIAINANTSIKA:

1️⃣ IREO ZAVATRA TSARA MILA TAZOMINA
Kolokoloy ny toetra tsara efa ao anatinao, tazomy ny fomba amam-panao tsara ananao, tiavo ireo namana tsara nomena anao,…

2️⃣ IREO ZAVATRA RATSY MILA ARIANA
Aza mitahiry toetra ratsy mety hanimba anao, aza mitazona loto sy fahotana, aza misisika amin’ny olona Efa fantatra fa hanimba anao,…

AM-PITIAVANA ❤️

📌 LA PAIX DANS LA TEMPÊTE- Ny fikorontanana indraindray lasa mampanaonao foana.Manoloana ny korontana, ny zavatra miseho...
07/10/2025

📌 LA PAIX DANS LA TEMPÊTE

- Ny fikorontanana indraindray lasa mampanaonao foana.
Manoloana ny korontana, ny zavatra miseho sy mandalo eto @ firenena, dia mila mitandrina isika sao hanaonao foana.

- Misy karazan'olona be dia be tsy mahazaka mandalo zava-tsarotra ohatran'izao, fa tonga dia kivy sy mitanondrika, ny sasany aza moa marary mihitsy.

- Tsy voatery ho mpanao politika vao voakasiky ny zava-misy amin'izao. Eny fa na kristiana aza isika dia tsy azo hodin-tsy hita izany.

Eo indrindra anefa no tena tokony aha-marina ilay tenin'Andriamanitra hoe:
"Ka dia ho hitanareo indray ny tsi-fitovian'ny marina sy ny meloka, dia ny manompo an'Andriamanitra sy ny tsy manompo Azy...." Malakia 3:18

Manasa anao ary izahay ho avy:
🗓 Jeudi 09 Octobre 2025 | à 16H30 |
📍Analamanga Hotel Tanjombato
(MIRAVA ALOHA)

Hisy vavaka ho an'ny firenena ihany koa. 🇲🇬❤

Na misy aza ny korontana, afaka hiaina fiadanana ianao, afaka hiavaka ianao.

Tsy misy vidim-pidirana, tongava @ maha ianao anao.
Hoento ny namanao.

06/10/2025

RANOMASINA MENA ARY NOSOKAFANY….

🚨 MIOMANA FA HANOKATRA LALANA HO ANAO IZY AMIN’ITY HERINANDRO ITY.

04/10/2025

MISY FARANY NY ZAVATRA REHETRA.
MANDALO NY ETO AN-TANY.

MBA SAINO IHANY. 🙌

🚨 DIA TSY HOE RAHA LASA ALOHA KOA IANAO, DIA HO TARA NY HAFA.
02/10/2025

🚨 DIA TSY HOE RAHA LASA ALOHA KOA IANAO, DIA HO TARA NY HAFA.

📌 3 VOLANA SISA DIA HO TAPITRA NY TAONA…ZAVATRA 3 NO HO ATAON’ANDRIAMANITRA AMINAO: ✅- Ho tahiany ianao- Ho avahany iana...
01/10/2025

📌 3 VOLANA SISA DIA HO TAPITRA NY TAONA…

ZAVATRA 3 NO HO ATAON’ANDRIAMANITRA AMINAO: ✅
- Ho tahiany ianao
- Ho avahany ianao
- Ho arovany ianao

ZAVATRA 3 IHANY KOA NO ANDRASANY AMINAO: ⁉️
- Ianao ho tia Azy
- Ianao ho tia ny manodidina anao
- Ianao ho tia ny Asany

Octobre, novembre, décembre :
HANANA FIJOROANA VAVOLOM-BELONA IANAO. 🙌

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261349718111

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rado Randrianantenaina Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share