24h Mada

24h Mada Page d’information et de divertissement

Loza koa izao…Mpivarotra atody amorondalana eny ambodin'isotry; sendra nande nakany aminy WC izy no niverina avy any nah...
15/09/2026

Loza koa izao…

Mpivarotra atody amorondalana eny ambodin'isotry; sendra nande nakany aminy WC izy no niverina avy any nahita olona mandroka ny atodiny efa nienjera. Marihina fa ny elony teo ihany no nazerany rivotra ka lasa nanongana ilay atodiny.

𝗙𝗶𝘁𝗼𝗸𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮  𝗔𝗺𝗯𝗮𝘁𝗼𝗳𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗥𝗡𝟳 :𝗦𝗶𝗺𝗯𝗮 𝘀𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗸𝗲𝗹𝗮𝗸𝗮 𝘃𝗮𝗼 𝗻𝗮𝗺𝗯𝗼𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗻𝗶𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻' 𝗻𝘆 𝗹à𝗹𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮.📸 Kolo TV
15/09/2026

𝗙𝗶𝘁𝗼𝗸𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗮𝘁𝗼𝗳𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗥𝗡𝟳 :

𝗦𝗶𝗺𝗯𝗮 𝘀𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗸𝗲𝗹𝗮𝗸𝗮 𝘃𝗮𝗼 𝗻𝗮𝗺𝗯𝗼𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗻𝗶𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻' 𝗻𝘆 𝗹à𝗹𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮.

📸 Kolo TV

Raha ity taona 2026 ity hatreto dia: 𝟭𝟮,𝟯𝟮 𝗸𝗶𝗹𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗺𝗲𝗻𝗮 𝘀𝗮𝗿𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗱𝗶𝗻𝘁𝘀𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝗮𝗻𝗸𝗼𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗱𝗲𝘃𝗶𝘇𝘆 𝟵𝟱 𝟬𝟱𝟬 𝗘𝘂𝗿𝗼𝘀 𝘀𝘆...
15/09/2026

Raha ity taona 2026 ity hatreto dia:

𝟭𝟮,𝟯𝟮 𝗸𝗶𝗹𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗺𝗲𝗻𝗮 𝘀𝗮𝗿𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗱𝗶𝗻𝘁𝘀𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝗮𝗻𝗸𝗼𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗱𝗲𝘃𝗶𝘇𝘆 𝟵𝟱 𝟬𝟱𝟬 𝗘𝘂𝗿𝗼𝘀 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘀𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 𝟱𝟲.

©️Fadintserana

RN2Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny RN2 teo ANTETOKELY , AMBOHITSIVALANA, 9km hiditra MANJAKADRIANA r...
15/09/2026

RN2

Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny RN2 teo ANTETOKELY , AMBOHITSIVALANA, 9km hiditra MANJAKADRIANA raha avy aty Antananarivo.
Olona 4 no tao anatiny ilay 307.
01 maty teo fa ny 3 nentina any amin'ny CHRD Manjakandriana.
Tamin'ny 11:45 maraina teo no nitrangan'ny loza.

Nodimandry 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐅𝐈𝐌𝐀𝐌𝐎𝐍𝐉𝐘 𝐉𝐨𝐜𝐞𝐥𝐲𝐧 𝐀𝐥𝐛𝐞𝐫𝐭𝐨, mpikambana teo anivon'ny komity mpanatanteraky ny FMF nandritry ny 2019 – 2023...
15/09/2026

Nodimandry 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐅𝐈𝐌𝐀𝐌𝐎𝐍𝐉𝐘 𝐉𝐨𝐜𝐞𝐥𝐲𝐧 𝐀𝐥𝐛𝐞𝐫𝐭𝐨, mpikambana teo anivon'ny komity mpanatanteraky ny FMF nandritry ny 2019 – 2023.

Izy moa dia mpilalao baolina kitra fahiny, ary efa nilalao tao amin'ny klioba maro : Tanora Miray Sans Fil (Toliara), 3FB (Toliara), Redipharm (Toamasina), Zamia FC (Antananarivo)
Izy ihany koa no nanorina ny klioba Galactic, izay nahavita niakatra indroa tao amin'ny Ligue 1 amin'ny fifaninanan'ny Analamanga. Ankoatra izay dia nanana andraikitra teo amin’ny fandrindrana ny ekipa nasionaly BAREA A ny tenany.

Mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviany izahay ekipan’ny 24h Mada.

Simba ny lalana vao vita tratran’izao afo be izao, ny hazo amin’ny sisin’ny lalana nazeran’ireo mpanao fihetsiketsehana ...
15/09/2026

Simba ny lalana vao vita tratran’izao afo be izao, ny hazo amin’ny sisin’ny lalana nazeran’ireo mpanao fihetsiketsehana avokoa.

Sary Capture Direct Info 24

Mipoaka ny bomba mandatsa-dranomaso etsy Ambatofotsy amin’izao ora izao manaparitaka ireo mpanao fihetsiketsehana. Efa n...
15/09/2026

Mipoaka ny bomba mandatsa-dranomaso etsy Ambatofotsy amin’izao ora izao manaparitaka ireo mpanao fihetsiketsehana. Efa nisy ny fifampiresahana teo amin’ny mpitandro filaminana sy izy ireo, mandeha ny tora-bato, manala ireo sakana mba hahafahan’ny fiara mandeha ihany koa ny mpitandro filaminana.

Sary capture vidéo Serasera plus

15/09/2026

Tonganareo ihany eny Ambatofotsy fa maninona tsy tonga eny Amronakona hoy ilay commentaires ao ambany ao.

15/09/2026

Ho simban’ny doro-kodiarana sahady ity arabe vao vita etsy Ambatofotsy.

15/09/2026

Eny Ambatofotsy eny amin’izao ora izao, fanapahana lalana sy fitokonana ary fandoroana kodiarana ataon’ireo avy any amin’ny fasan’ny karana.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 24h Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 24h Mada:

Shortcuts

Share