
13/09/2025
โโ La perte d'un proche est une รฉpreuve douloureuse. Pour vous accompagner, nous souhaitons partager un รฉvรฉnement qui pourrait vous รชtre d'une grande aide.
๐๏ธ๐ Grandir en hรฉros organise une sรฉance de partage sur le deuil le 20 septembre 2025 ร l'ESTI, Antanimena, de 9h ร 12h30. Des psychologues et des tรฉmoignages vous y attendent.
La participation est gratuite, mais l'inscription est obligatoire.
FOTOANA HIFAMPIZARANA miaraka am ekipanโny GRANDIR EN HEROS
LOHAHEVITRA : Ahoana ny handresena ny alahelo sy hitsanganana indray taorianโny nahaverezanโolona akaiky?
Ny tanjona dia ny hanome anao fitaovana azo ampiharina avy aminโny zava-niainana tena nisy, hanampy anao hibanjina indray ny fiainana sy hahatoky ny ho avy. Satria ny fahaverezana olona tiana dia zava-tsarotra indrindra amin'ny fiainana, saingy azo atao tsara ny miverina mijoro sy mahery manoloana izany.
Fandaharam-potoana :
- Fizarana zavatra tena niainana
- Torohevitra avy amina psychologue matihanina
- Fijoroana vavolombelona isan-karazany
- Fametrahana fanontaniana sy fifandraisana malalaka
๐๏ธ Daty : Asabotsy 20 Septambra 2025
๐ Ora : 9 ora maraina โ 12 ora sy sasany
๐ Toerana : ESTI, Antanimena (en face station total Antanimena, route vers vasakosy)
๐ Fandraisana anjara maimaim-poana โ fa tsy maintsy misoratra anarana !
FOMBA FISORATANA ANARANA :
โข Fenoy ity rohy (lien Google Form) ity :
https://forms.gle/DJG4W4HMhrFC6cj29
โข Na koa mandefasa hafatra miafina (MP) eto aminโity pejy Facebook ity
๐ Plan Google Map (ESTI Antanimena) :
https://maps.app.goo.gl/bsKQw9di6m3JtRsMA
Grandir en Hรฉros : ensemble, libรฉrons le pouvoir de se reconstruire.