Izy M'ianadahy

Izy M'ianadahy ✅Ny tantara Kely sy ny adaladalanay isan'andro.Tongasoa ato amin'ny tontolonay ❗❤️✅

Madagasikara🇲🇬🇲🇬

Hisaorana ny Tompo🙏🙏Mankasitraka anareo rehetra ihany koa nirarisoa 🥰🥰
15/09/2025

Hisaorana ny Tompo🙏🙏
Mankasitraka anareo rehetra ihany koa nirarisoa 🥰🥰

Hisaorana hatrany ny Tompo🙏 Hisaorana ihany koa ianareo rehetra👍
11/09/2025

Hisaorana hatrany ny Tompo🙏
Hisaorana ihany koa ianareo rehetra👍

Teny Kely AVY amintsika ho an'i Michel TOLDO fa tena mafy izy🇲🇬🇲🇬
22/08/2025

Teny Kely AVY amintsika ho an'i
Michel TOLDO fa tena mafy izy🇲🇬🇲🇬

salut❤️🏍️
12/07/2025

salut❤️🏍️

🎉🥳
09/07/2025

🎉🥳

RIP Diogo Jota😓😭
05/07/2025

RIP Diogo Jota😓😭

13/06/2025

𝐕𝐀𝐕𝐀𝐊𝐀 𝐇𝐀𝐑𝐈𝐕𝐀

Tompo o, misaotra tamin'ny nitantananao ny tontolo androko anio, misaotra tamin'ny hery sy tanjaka ary fahasalamana nomenao ahy ka nahafahako nanatotosa ireo adidy aman-draikitra nankinina tamiko, ampy ho ahy tokoa ny fahasoavanao ka misaotra. Hifonako ireo zavatra tsy nety nataoko taminao sy tamin'ny namako ka nanohitohina ny fihavanan- tsika. Apetrako feno eo am- pelatananao ity alina mangina hodiaviko ity. Arovy aho mandritra ny torimasoko, ary mangataka aho mba ho tafafoha amin'ny ilay maraina vaovao.

Amin'ny Alalan'ny Kristy Tomponay.

Amen💙🙏

🎉Joyeux fête de mère aki maman'i Idealy Sy Tiantsoa,Tinay be foana ndrii de Tahin'ny Tompo hatrany amin'izay hatao rehet...
25/05/2025

🎉Joyeux fête de mère aki maman'i Idealy Sy Tiantsoa,Tinay be foana ndrii de Tahin'ny Tompo hatrany amin'izay hatao rehetra🎉❤️
Miarahaba ireo reny rehetra ihany koa 🥰🙏

Address

Namontana
Anosibe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Izy M'ianadahy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share