๐Œ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐ž๐ฅ๐ฒ.๐ฆ๐ 

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐Œ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐ž๐ฅ๐ฒ.๐ฆ๐ 

๐Œ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐ž๐ฅ๐ฒ.๐ฆ๐  ๐Ÿ‘‘ Petit Business d'une femme ordinaire ๐Ÿ‘‘

๐Œ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐ž๐ฅ๐ฒ.๐ฆ๐  dia pejy hizarana izay rehetra mahakasika ny vehivavy sy ny tontolony : sakafo, fahasalamana, torohevitra, lamaody, varotra,...sns

๐ŸŒธ Complรฉtez votre look grรขce ร  nos bijoux inoxydables๐Ÿฅฐ๐ŸŒธ๐Ÿ–ค Les incontournables d'un look parfaitโŒ Tsy miofoโœ… Pas plus de 1...
08/06/2024

๐ŸŒธ Complรฉtez votre look grรขce ร  nos bijoux inoxydables๐Ÿฅฐ๐ŸŒธ

๐Ÿ–ค Les incontournables d'un look parfait
โŒ Tsy miofo

โœ… Pas plus de 13.000ar

๐Ÿ‘‰ Cliquez sur la photo pour avoir le prix

______
๐Ÿš—Livraison sur Tana et Provinces

Coucou kely ho an'ireo Zaza sisa hitambarana ๐Ÿฅน๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ
04/05/2024

Coucou kely ho an'ireo Zaza sisa hitambarana ๐Ÿฅน๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ

Mba tsy te hihinambary indray ry reto aโ˜บ๏ธ๐Ÿด Salade de pomme de terre ๐Ÿ- ovy- karaoty- petit pois- maรฏs doux- tongolo- sar...
27/04/2024

Mba tsy te hihinambary indray ry reto aโ˜บ๏ธ
๐Ÿด Salade de pomme de terre ๐Ÿ

- ovy
- karaoty
- petit pois
- maรฏs doux
- tongolo
- sardine
- mayonnaise

๐Ÿคญ Tsy mahay dressage fa ilay mihinana no tena talenta ๐Ÿ˜‹

Mba hizarao recette ao amin'ny commentaire ra fomba hafa no tena hitiavanao azy โ˜บ๏ธ๐Ÿ™

Coucou kely ho antsika mahafehy ny bibilavation ๐Ÿคญ๐Ÿ‘‹
25/04/2024

Coucou kely ho antsika mahafehy ny bibilavation ๐Ÿคญ๐Ÿ‘‹

Perso : Adidiko ianao Barry's ๐Ÿค sy Tiako loatra Mialy Rakotomamonjy ๐Ÿค๐Ÿค
24/04/2024

Perso : Adidiko ianao Barry's ๐Ÿค sy Tiako loatra Mialy Rakotomamonjy ๐Ÿค๐Ÿค

Mba mitady spรฉcialiste mahay manasitrana an'ireto aretina ireto fa mijaly be ny pรดketra ๐Ÿซฃ๐Ÿซฃ
23/04/2024

Mba mitady spรฉcialiste mahay manasitrana an'ireto aretina ireto fa mijaly be ny pรดketra ๐Ÿซฃ๐Ÿซฃ

Kouny an? ๐Ÿฅน
19/04/2024

Kouny an? ๐Ÿฅน

๐ŸŒธ Tanteraho ireto teboka vitsivitsy ireto dia ho ๐—ฉ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† รฉ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐˜‚๐—ถ๐—ฒ sy lavitry ny rarin-tsaina foana ianao  ๐Ÿ‘‘๐ŸŽ€ ๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ธ...
12/04/2024

๐ŸŒธ Tanteraho ireto teboka vitsivitsy ireto dia ho ๐—ฉ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† รฉ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐˜‚๐—ถ๐—ฒ sy lavitry ny rarin-tsaina foana ianao ๐Ÿ‘‘

๐ŸŽ€ ๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ : mankasitraka ny kely ananana, mankasitraka ny kely vitan'ny hafa, mahay mifaly amin'ny zavatra kely sy bitsika, tsy mialona na mitsiriritra olona.

๐ŸŽ€ ๐— ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐˜† ๐—ฟ๐—ฒ๐—น๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ : ankohoanana, fianakaviana, namana, sns. Fa tsindriko manokana ny ankohonana, mitadiava fotoana hanana moment de qualitรฉ miaraka amin'ny ankohonana. Miresaka, misangy, milalao sns.

๐ŸŽ€ ๐—ง๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป-๐—ท๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ, ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐˜† : mikarakara vatana, tsy migorerarera, manao sport, mandanjalanja fihetseham-po, miaina amin'ny passion.

๐ŸŽ€ ๐— ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฟ๐˜† / ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฑรฉ๐—ฝ๐—ฒ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ ๐—ฎ๐—ณ๐—ณ๐—ฒ๐—ฐ๐˜๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ : manao zavatra irery, mandeha irery, misakafo irery. Manokana fotoana ho anao irery hamantaranao ny tenanao sy ny zavatra tinao,

Asio ๐Ÿ’› raha nahasoa anao, partageo ๐Ÿฆ‹ sao mba mahasoa ny hafa


๐Ÿ—“๏ธ 7 avril 2024 ๐Ÿ•ค Telo volana izay no lasa. Ampahaefatry ny taona 2024. Aiza ho aiza ny tanjona napetraka ho an'ny taona...
07/04/2024

๐Ÿ—“๏ธ 7 avril 2024

๐Ÿ•ค Telo volana izay no lasa. Ampahaefatry ny taona 2024. Aiza ho aiza ny tanjona napetraka ho an'ny taona 2024?

โŒ Efa mba nisy action nataonao ve hanatratrarana ilay tanjona sa mbola an'eritreritra fotsiny ? ๐Ÿซฃ
๐Ÿ‘‰ Efa natao ve ilay inscription auto-รฉcole ? ๐Ÿ˜„
๐Ÿ‘‰ Ary ilay inscription any amin'ny salle de sport sa miandry inona ?๐Ÿคช
๐Ÿ‘‰ Efa mba aiza ho aiza ilay boky (mรฉmoire)? Efa vita ve ny introduction? โœ๏ธ
๐Ÿ‘‰ Efa nanomboka nanangom-bola ve hividianana an'ilay izy? ๐Ÿค‘
๐Ÿ‘‰ Hatao amin'izay ve ilay formation sa hiandry amin'ny erintaona ?๐Ÿ˜‚
๐Ÿ‘‰ Efa nanomboka an'ilay rรฉgime ve sa mbola variana amin'ny composรฉ, lasopy, tacos, pizza ๐Ÿ˜‹?
๐Ÿ‘‰ Efa mba mieritreritra ny ho avy amin'izay ve sa mbola variana manenjika an'iny olona tsy vonona ny hitia anao iny?

โœ… Betsaka ny karazana tanjona mety tinao tratrarina amin'ity taona ity fa izao : atomboy amin'izay fa efa fotoana izaoโ˜บ๏ธ na dia action kely sy bitika aza, vao misy action kely manomboka io dia mande be amin'izay ๐Ÿš€

๐Ÿ’ฅ ๐Ÿ„ฟ๐Ÿ…๐Ÿ„พ๐Ÿ„ผ๐Ÿ„พ ๐Ÿ„ฟ๐Ÿ„ฐ๐Ÿ…€๐Ÿ…„๐Ÿ„ด๐Ÿ…‚ ๐Ÿ’ฅ๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰3000ar dia mahazo ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑโŒโŒ Misy haut atao cadeau be dia be ao ambany ๐Ÿฅฐ๐ŸฅฐโŒโŒ๐Ÿ”ฅ Palazzo ๐Ÿ”ฅโ€ผ๏ธ Prix uniquement v...
26/03/2024

๐Ÿ’ฅ ๐Ÿ„ฟ๐Ÿ…๐Ÿ„พ๐Ÿ„ผ๐Ÿ„พ ๐Ÿ„ฟ๐Ÿ„ฐ๐Ÿ…€๐Ÿ…„๐Ÿ„ด๐Ÿ…‚ ๐Ÿ’ฅ
๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰3000ar dia mahazo ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ
โŒโŒ Misy haut atao cadeau be dia be ao ambany ๐Ÿฅฐ๐ŸฅฐโŒโŒ
๐Ÿ”ฅ Palazzo ๐Ÿ”ฅ

โ€ผ๏ธ Prix uniquement valable jusqu'au vendredi 29 mars ร  18H ๐Ÿ’ฏ
โŒ Fafanay ity publication ity aorian'io date io dia miverina amin'ny prix normal

๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ Misy haut ataonay cadeau ho an'izay mividy palazzo fa jereo hatrany ambany dia vakio tsara ny description eo amin'ny sary

๐Ÿ‘‰ JP aingana ๐Ÿƒโ€โ™€๏ธ sao lasan'ny olona eo ihany ilay tinao an, ny taille efa eo amin'ny sary, ny prix eo ambany

โŒ Frip mbola manitra, tsy nipasoka, tsy nisasa

๐Ÿ  Lieu de rรฉcupรฉration: Saint Chantal Soanierana
๐Ÿ›ต Frais de livraison :
- Tana ville : 3000ar
- Pรฉriphรฉrie : 4000ar
- Grand pรฉriphรฉrie : 5000ar (Ivato, Ambohidratrimo, Sabotsy namehana, Ambohimalaza, Iavoloha)
๐Ÿš• mandefa amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara





______________
manjakely.mg
0349597198

๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ Tsรฉ tsรฉ tsรฉ ๐Ÿฅฐ๐ŸฅฐOhatra an'izao ny palazzo mihaja antsika rehefa tonga tany Miandrivazo tany ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅMankasitraka foana anare...
24/03/2024

๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ Tsรฉ tsรฉ tsรฉ ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Ohatra an'izao ny palazzo mihaja antsika rehefa tonga tany Miandrivazo tany ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

Mankasitraka foana anareo mahatoky ๐Ÿ™๐Ÿ™

๐Ÿ’ฅ Mbola misy maromaro ato ho an'izay Mbola mitady : https://www.facebook.com/share/p/yCjjGTvA48h2tzGM/?mibextid=Nif5oz

Bonne nuit les manjakely ๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

โŒโ€ผ๏ธ PROMO 3000 ar dia mahazo ๐Ÿ˜ฒโ€ผ๏ธโŒAndao asiantsika promo be indray aloha ๐Ÿ’ฅAingana fa 3000ar dia mahazo ๐Ÿค—๐Ÿ“› Mividy 2 vao ma...
24/03/2024

โŒโ€ผ๏ธ PROMO 3000 ar dia mahazo ๐Ÿ˜ฒโ€ผ๏ธโŒ
Andao asiantsika promo be indray aloha ๐Ÿ’ฅ
Aingana fa 3000ar dia mahazo ๐Ÿค—

๐Ÿ“› Mividy 2 vao manao livraison an
โœ… Hauts stylรฉs
โœ… Chemise
โœ… Hauts working

๐ŸŽ€ Efa eo ambanin'ny sary ny prix
๐ŸŽ€ JP aingana ๐Ÿƒโ€โ™€๏ธsao lasan'ny olona ilay tinao
๐ŸŽ€ Misy taille rehetra XS ร  XL fa jereo hatramin'ny farany

๐Ÿ  Lieu de rรฉcupรฉration: Saint Chantal Soanierana
๐Ÿ›ต Frais de livraison :
- Tana ville : 3000ar
- Pรฉriphรฉrie : 4000ar
- Grand pรฉriphรฉrie : 5000ar (Ivato, Ambohidratrimo, Sabotsy namehana, Ambohimalaza, Iavoloha)
- mandefa amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara
______________
manjakely.mg
0349597198

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐Œ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐ž๐ฅ๐ฒ.๐ฆ๐  posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ๐Œ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐ž๐ฅ๐ฒ.๐ฆ๐ :

Share