Shopping MDG

Shopping MDG ❀❀️ Live shopping. πŸ‘
πŸ’—πŸ’— Vente en ligne. πŸ‘Š
πŸ’™πŸ’™ Livraison partout Madagascar.🀝

03/04/2025

πŸ’™πŸ’™

πŸ’šπŸ’™β€πŸ”‰
08/08/2024

πŸ’šπŸ’™β€πŸ”‰

Mora fantatra ny olona mahomby.
Ireto anisany hamantarana fa efa mahomby ianao.

1. Faly ianao mahita ny fahombiazan'ny hafa. Raisinao toy ny fitaratra ny olona mahomby fa tsy raisina ho toy ny fahavalo.

2. Tsy lany fotoana mifosa olona intsony.
Variana mifantoka amin'ny fahombiazanao ianao ka tsisy fotoana hanaratsiana olona intsony

3. Tsy lany fotoana manambitamby ny olona tsy tia anao.
Efa fantatrao amin'izay ny lanjanao ka tsy mandany fotoana amin'izay olona tsy te hiara-dia aminao ianao

4. Ankafizinao ny fiainanao.
Tsy lany fotoana mitaraina intsony ianao hoe ohatrizao foana ve ny fiainana fa efa mankafy amin'izay.

5. Mitovy ny fanajanao ny olona rehetra.
Na manam-bola na tsy manam-bola dia samy hajainao daholo fa tsisy avahana amin'ny manana na tsy manana.

6. Matoky ny fitondran'Andriamanitra ianao amin'izay ataonao.

RΓ©ussir avec Martin

08/08/2024

Tena marina ❀

πŸ˜€πŸ˜€πŸ˜€ Misy raha la terre 🌍
31/07/2024

πŸ˜€πŸ˜€πŸ˜€
Misy raha la terre 🌍

πŸ’žπŸ‘©β€πŸ‘§β€πŸ‘¦Ny reny tsy mba mahafoy ny zanany!Respect mamanπŸ₯‚β™₯️β™₯️
09/05/2024

πŸ’žπŸ‘©β€πŸ‘§β€πŸ‘¦Ny reny tsy mba mahafoy ny zanany!
Respect mamanπŸ₯‚β™₯️β™₯️

Amusantes πŸ˜€πŸ˜€πŸ˜€
05/03/2024

Amusantes πŸ˜€πŸ˜€πŸ˜€

πŸŽ“πŸŽ“πŸŽ‰
15/02/2024

πŸŽ“πŸŽ“πŸŽ‰

Tsara ho fantatraπŸ’
08/02/2024

Tsara ho fantatraπŸ’

Safidio tsara izay ho namana hitondra ho amin'ny tsara πŸ‘

Address

Rue Antoine
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shopping MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share