Tselatra Shop

Tselatra Shop ❤❤️ Live shopping. 👍
💗💗 Vente en ligne. 👊
💙💙 Livraison partout Madagascar.🤝

♥️Ensemble jogging MIU MIU.💐Tissu :coton.💐Taille :L /XL.💐5 couleurs disponibles.💸Prix :45 000Ar.
03/02/2026

♥️Ensemble jogging MIU MIU.
💐Tissu :coton.
💐Taille :L /XL.
💐5 couleurs disponibles.
💸Prix :45 000Ar.

♥️Ensemble short pour couple.💐Tissu :coton.💐Qualité au top.💐Taille :S/M/L/XL/2XL.💐Afaka misafidy couleurs.💸Prix :👍Unité ...
03/02/2026

♥️Ensemble short pour couple.
💐Tissu :coton.
💐Qualité au top.
💐Taille :S/M/L/XL/2XL.
💐Afaka misafidy couleurs.
💸Prix :
👍Unité :37000Ar.
👍Couple :69000Ar.

‼️Afaka mandray commande personnalisé ihany koa ntsika‼️

♥️Robe maxi fleurie.💐Tissu :fibrane coton.💐Taille :standard.💐5 couleurs disponibles💸Prix :❌45 000Ar.❌Araraoty ary fa pro...
03/02/2026

♥️Robe maxi fleurie.
💐Tissu :fibrane coton.
💐Taille :standard.
💐5 couleurs disponibles
💸Prix :❌45 000Ar.❌
Araraoty ary fa promotion be izy amin'izao an🥰

02/02/2026

. Bonne journée daholo ooh 🥰

👛cartable mora be oo!!!❌29000 ar fotsiny❌, raha mi-abonné page dia gratuit livraison annn... araraoty fa vitsy ny stock ...
29/01/2026

👛cartable mora be oo!!!
❌29000 ar fotsiny❌, raha mi-abonné page dia gratuit livraison annn...
araraoty fa vitsy ny stock ary é💛💛

Araraoty fa efa mora be ilay PowerBank UFEEL
16/01/2026

Araraoty fa efa mora be ilay PowerBank UFEEL

⚡🔌 CHARGEUR UFEEL ORIGINAL — HAINGANA, MATEZA, ARY AZO ITOKISANA! 📱🔥Leo ve ianao miandry ela vao feno ny batterie?Sa mat...
15/01/2026

⚡🔌 CHARGEUR UFEEL ORIGINAL — HAINGANA, MATEZA, ARY AZO ITOKISANA! 📱🔥

Leo ve ianao miandry ela vao feno ny batterie?
Sa matahotra sao simba ny finday noho ny chargeur tsy tsara kalitao?

👉 Safidio ny Chargeur UFEEL — kalitao + fiarovana + hafainganam-pandeha!

🔋 UFEEL Smart Charger – 2 USB (2.4A Output)
✔️ Charge rapide — mameno haingana ny findainao
✔️ Ports 2 USB — afaka mi-charge finday 2 miaraka
✔️ Multi-protection — miaro amin’ny surchauffe sy court-circuit
✔️ Mateza & compact — mora entina, tsy mora simba

🔌 Misy Type-C sy TCB (Micro USB)
➡️ Mety amin’ny ankamaroan’ny finday Android

✨ Tsy vitan’ny hoe haingana, fa miaro ny batterie-n’ny findainao koa!

📩 MP izahay raha hanafatra
🚚 Afaka manao livraison
📦 Stock limité — aza tara!
Antsoy: 038 33 379 74

👉 Vahaolana tsotra sy maharitra: Power Bank UFEEL!💥 UFEEL 30 000 mAh✔️ Mahavita mi-charge finday imbetsaka✔️ Maharitra a...
15/01/2026

👉 Vahaolana tsotra sy maharitra: Power Bank UFEEL!

💥 UFEEL 30 000 mAh
✔️ Mahavita mi-charge finday imbetsaka
✔️ Maharitra andro maromaro na tsy misy jiro aza
💰 Vidiny: 69 000 Ar

🔥 UFEEL 20 000 mAh
✔️ Maivana, mora entina na aiza na aiza
✔️ Hery ampy ho an’ny andavanandro
💰 Vidiny: 59 000 Ar

✅ Charge rapide – Tsy mandany fotoana
✅ Mateza & kalitao – Tsy mora simba
✅ Mety amin’ny delestazy sy dia lavitra

✨ Tsy hitady prise intsony ianao, fa ny findainao foana no velona!

📩 Alefaso MP izahay raha hanafatra
🚚 Afaka manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra izahay
Contact: 038 33 379 74

Claviers externe manomboka @25000 arSamy manana vidiny, efa prix promotion be amin'izao volana décembre izaoAnotanio mp ...
19/12/2025

Claviers externe manomboka @25000 ar
Samy manana vidiny, efa prix promotion be amin'izao volana décembre izao
Anotanio mp izay ilainao. ❤️❤️

❤️❤️Tsara oo ??
19/12/2025

❤️❤️Tsara oo ??

19/12/2025

Bon vendredi magnifique 😘

Address

Avaradrano
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tselatra Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share