PARIS - Malagasy

PARIS - Malagasy Collaboration :
✅ LIVE SHOPPING TIK TOK
✅ ou autres
📞 +261 38 63 228 61
Whatsapp: +261 34 53 384 81
📧 [email protected]

Étsssssé ☀️Canaan Hôtel Antsirabe ✅❤️
19/09/2025

Étsssssé ☀️
Canaan Hôtel Antsirabe ✅❤️

Karakoory jiaby manafonakaaaa😂 Hier ii tsiiisy tandra zaNianyyy misy tandra za Azavao azafady eeee pourquoi et comment n...
19/09/2025

Karakoory jiaby manafonakaaaa😂
Hier ii tsiiisy tandra za
Nianyyy misy tandra za
Azavao azafady eeee pourquoi et comment nahatonga izy io eo 😂😅 sa signe mahazo mitevika orona?😭😭😂😂

Mba ampianaro tenim-paritra azafady e
Tena tiako mihaino anareo, dia miezaka be micomprendre an'ilay izy.
Zandrinay zao efa mahay fa za tsy mety mahay, lovelove be mihaino anareo fotsiny ah🥹❤️

Petite personne 🤏❤️🇲🇬 tena hoe petite
18/09/2025

Petite personne 🤏❤️🇲🇬 tena hoe petite

BoooonsoiiiiirIza no aty Antsirabe moa?🥰
17/09/2025

Boooonsoiiiiir
Iza no aty Antsirabe moa?🥰

17/09/2025

Stp Mvola
Mba aza atao mifanakaiky ilay fandefasana message fa midobodoboka be ny foko fa faly hoe misy nandefa vola kay tsy izy🫢

Ianareo rehefa misy stress dia inona no ataonareo sa hoe mankaiza ianareo? Sa nareo tonga dia mihinakanina be sa au cont...
16/09/2025

Ianareo rehefa misy stress dia inona no ataonareo sa hoe mankaiza ianareo? Sa nareo tonga dia mihinakanina be sa au contraire?😁

Tantarao😂

16/09/2025

Jiro tsy mandeha , rano tsy mandeha
Finday efa ho lowbat
Ny asa tsy maintsy atao
Ndri tsy mahazo kizitina sy sosotra ❤️❤️❤️❤️
I love you babeee 😂

☀️
15/09/2025

☀️

Atoooo mitomany tonga ato an-trano indray maman fa Averin'kiala Boneta fa tamin'ilay rentrée iny ihany no atao hoe miana...
15/09/2025

Atoooo mitomany tonga ato an-trano indray maman fa Averin'kiala Boneta fa tamin'ilay rentrée iny ihany no atao hoe mianatra ngamba😔 tomany be izy lasa niditra any😭

Be dia be nareo no niteny tamiko hoe tsara volon'izy roa vavy🥹🥰Marina fa efa ohatr'izao ny volon'zareo fa kosa tena avan...
14/09/2025

Be dia be nareo no niteny tamiko hoe tsara volon'izy roa vavy🥹🥰
Marina fa efa ohatr'izao ny volon'zareo fa kosa tena avant nanify be sady tsisy volo mihitsy fa ohatran'ny lahikely😂😒 surtout zoky.
2 ans teo zahay zao no nampiasa ny vokatra Repousse de cheveux rapide by OR Beauty 🥰
Fa tena sady natevina, niha lava aingana🥹🥰

Crème coiffante no tena natao tamin'izy roa dia hampiasa shampoing solide amin'izay 🥰

Afa-po foana🥰 tena vita malagasy ny an'zareo🇲🇬
Repousse De Cheveux Rapide By OR Beauty

Ato aii toujours col roulé😒Matin frigidaireMidi été pro maxSoir frigidaire Fa rahoviana hono vao tena mafana foana?
13/09/2025

Ato aii toujours col roulé😒
Matin frigidaire
Midi été pro max
Soir frigidaire

Fa rahoviana hono vao tena mafana foana?

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345338481

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PARIS - Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to PARIS - Malagasy:

Share