30/01/2024
Atao inona moa ny Sponsorisation (na ny BOOST) ❓
🔰Ny BOOST dia mampiasa “système de ciblage” izany hoe voafantina ny olona mahita ny pejinao na ny publication anao.
🔰Ambony kokoa ny taha anatratraranao ny tanjonao satria : safidinao hoe karazan’olona toa inona no mety ho liana amin’ny zavatra arosonao dia ireo karazana ireo no mahita ny pejinao.
🔰Ohatra : mpivarotra lokomena ianao, rehefa hanao boost dia ‘baikoinao’ ny fesiboky hoe vehivavy kokoa atao mahita ny publication ako fa tsy lehilahy. (📍Clients potentiels) ; agence fitadiavana asa ohatra dia baikonao ny fesiboky hoe olona feno taona 18ans ka hatramin’ny 50ans atao mahita ny publication. (Cible : majeurs sy population active)
Ohatrotr’izay ilay izy ‼️‼️
😊