EERT Ambohimanambola ofisialy

EERT Ambohimanambola ofisialy Pejin'ny mpiandraikitra ny fampisitrahana rano fisotro madio ato anatin'ny Kaominina Ambohimanambola.

๐Ÿ”น๐‘ต๐’š ๐‘ถ๐’“๐’Š๐’๐’‚๐’”๐’‚ ๐‘ฌ๐‘ฌ๐‘น๐‘ป ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’“๐’‚๐’“๐’š ๐’Œ๐’“๐’Š๐’”๐’Ž๐’‚๐’”๐’š ๐’”๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’•๐’“๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐Ÿ’ง
25/12/2025

๐Ÿ”น๐‘ต๐’š ๐‘ถ๐’“๐’Š๐’๐’‚๐’”๐’‚ ๐‘ฌ๐‘ฌ๐‘น๐‘ป ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’“๐’‚๐’“๐’š ๐’Œ๐’“๐’Š๐’”๐’Ž๐’‚๐’”๐’š ๐’”๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’•๐’“๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐Ÿ’ง

๐——๐—”๐—ง๐—ฌ ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—ž๐—”๐—™๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—•๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ข ๐— ๐—”๐—ก๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—˜๐—ง๐—ฌIlazana isika mpanjifa mikasa handeha amin'ny biraon'ny Orinasa EERT fa tsy...
22/12/2025

๐——๐—”๐—ง๐—ฌ ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—ž๐—”๐—™๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—•๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ข ๐— ๐—”๐—ก๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—˜๐—ง๐—ฌ

Ilazana isika mpanjifa mikasa handeha amin'ny biraon'ny Orinasa EERT fa tsy misokatra ny :

๐Ÿ’ง ๐Ÿฎ๐Ÿฐ ๐——๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ ๐˜๐—ฎ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ
๐Ÿ’ง ๐Ÿฎ๐Ÿฑ ๐——๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ
๐Ÿ’ง ๐Ÿฏ๐Ÿญ ๐——๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ - ๐Ÿฌ๐Ÿฐ ๐—๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ

Miverina misokatra amin'ny laoniny kosa manomboka ny ๐Ÿฌ๐Ÿฑ ๐—๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ.

Misaotra

๐—ข๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—˜๐—˜๐—ฅ๐—ง ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—›๐—œ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—Ÿ๐—”

FARITRA AMBOHIPENO ๐Ÿ’งAraky ny vaovao azo farany avy amin'ireo teknisianina izay miasa andro alina dia nitarika fahamaizan...
27/11/2025

FARITRA AMBOHIPENO
๐Ÿ’งAraky ny vaovao azo farany avy amin'ireo teknisianina izay miasa andro alina dia nitarika fahamaizana hafa ny fahasimbana nisy teo aloha.
๐Ÿ’งMiteraka tsy fahafahana mitsinjara rano izany satria dia tsy afaka mampiakatra rano ny milina.
๐Ÿ’งMampilaza ny mpanjifa amin'ny faritra ambohipeno fa tsy misy ny fitsinjarana rano ho an'ny 28 Novambra 2025.
๐Ÿ’งMampita ny vaovao sy ny fiovana ara-potoana hatrany izahay eto anivon'ny orinasa EERT.

๐Ÿ’งManoloana ny fahasimbanan'ny fitaovana mibaiko ny milina mpampiakatra rano dia tsy hisy ny fitsinjarana rano ho an'ny ๐—ณ...
24/11/2025

๐Ÿ’งManoloana ny fahasimbanan'ny fitaovana mibaiko ny milina mpampiakatra rano dia tsy hisy ny fitsinjarana rano ho an'ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—ฝ๐—ฒ๐—ป๐—ผ rahampitso talata 25 Novambra 2025.
๐Ÿ’งEfa ao anaty fanarenana tanteraka ireo teknisianina koa hilazana eto ny fotoana fitsinjarana rano manaraka.
๐Ÿ’ง Raha mila fanazavana fanampiny dia manasa anao hiantso ny laharana +261 38 26 243 21

๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—”๐—ž๐—” - ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐——๐—œ๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฆ๐—œ๐—ก๐—œ๐—•๐—˜ ๐Ÿ’ง Ilazana isika mpanjifa fa ho tapaka ny rano ny Alakamisy 13 Novambra 2025 ho avy izao...
11/11/2025

๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—”๐—ž๐—” - ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐——๐—œ๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฆ๐—œ๐—ก๐—œ๐—•๐—˜

๐Ÿ’ง Ilazana isika mpanjifa fa ho tapaka ny rano ny Alakamisy 13 Novambra 2025 ho avy izao manomboka amin'ny 08 Ora alina koa miverina ny Zoma 14 Novambra 2025 amin'ny 11 Ora maraina.

๐Ÿ’ง Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharana +261 38 26 243 21

๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—”๐—ž๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—š๐—”๐—ฅ๐—” ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—ก๐—ฌ ๐—ฆ๐—ฌ ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—›๐—œ๐—•๐—”๐—ง๐—ข๐Ÿ’ง Manoloana ny fitarainana tonga eto anivon'ny orinasa mikasika ny...
05/11/2025

๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—”๐—ž๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—š๐—”๐—ฅ๐—” ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—ก๐—ฌ ๐—ฆ๐—ฌ ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—›๐—œ๐—•๐—”๐—ง๐—ข

๐Ÿ’ง Manoloana ny fitarainana tonga eto anivon'ny orinasa mikasika ny tsy fahampian'ny tanjaky ny rano amin'ny faritra gara ambony izay faritra avo sy ny faritra ambohibato.
๐Ÿ’ง Manoloana ny fanatsarana takian'ny tetikasa rano voakoja, dia miroso amin'ny fanarenana sy fanatsarana ireo fantsona mpitsinjara rano ny orinasa.
๐Ÿ’ง Noho izany, dia ho tsinjaraina ny fantsona ho an'ny faritra ambohibato sy gara ambony.
๐Ÿ’ง Ho tapaka ny rano amin'ireo faritra ireo ny Alakamisy 06 Novambra 2025 manomboka amin'ny 09 Ora maraina hatramin'ny 02 Ora atoandro.
๐Ÿ’ง Raha mila fanazavana fanampiny dia manasa anao hiantso ny laharana +261 38 26 243 21

๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—”๐—ž๐—” ๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฌ ๐—™๐—ข๐—ง๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—ข๐—›๐—ฌ๐Ÿ’งManoloana ny fanarenana takian'ny tetikasa rano voakoja dia hisy ny fahatapahan'...
21/10/2025

๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—”๐—ž๐—” ๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฌ ๐—™๐—ข๐—ง๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—ข๐—›๐—ฌ

๐Ÿ’งManoloana ny fanarenana takian'ny tetikasa rano voakoja dia hisy ny fahatapahan'ny rano manomboka amin'ny 09 ora alina hatramin'ny 12 Ora alina manomboka ny datin'ny Alarobia 22 Oktobra 2025. ( Faritra Gara Ambany - Ampahimanga - Tanjonandriana - Mahintsy)
๐Ÿ’งNatao izany ho fanarenana ireo fotodrafitrasa mamatsy rano ireo faritra avo.
๐Ÿ’ง Hisy fampilazana vantan'ny vao vita ny fanarenana no miverina amin'ny laonina ny famatsiana anatin'ny io ora voatondro io.
๐Ÿ’งRaha mila fanazavana fanampiny dia manasa anao hiantso ny laharana +261 26 243 21

๐Ÿ’งManoloana ny raharaham-pirenena misy sy ho fitandrovana ireo mpiasa eto anivon'ny orinasa mipetraka amin'ny toerana his...
30/09/2025

๐Ÿ’งManoloana ny raharaham-pirenena misy sy ho fitandrovana ireo mpiasa eto anivon'ny orinasa mipetraka amin'ny toerana hisian'ny fihetsiketsehina dia misokatra ny tapany maraina ihany ny birao mpandray olona amin'ity herinandro ity.
๐Ÿ’งNy mpiasa eto an-toerana miandraikitra ny famokarana kosa dia miasa ny tontolo andro sy ny alina.
๐Ÿ’งNoho izany dia tsy misy ny tatao miatra amin'ireo fotoana voatondro ireo.
๐Ÿ’งMandray anao hatrany ny laharana +261 38 26 243 21 raha mila fanazavana fanampiny na asa vonjimaika.

Misaotra tompoko

๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—”๐—ž๐—” ๐Ÿ’งHo tapaka ny rano ny Talata 16 Septambra 2025 manomboka amin'ny 08 Ora alina koa miverina amin'ny ...
14/09/2025

๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—”๐—ž๐—”

๐Ÿ’งHo tapaka ny rano ny Talata 16 Septambra 2025 manomboka amin'ny 08 Ora alina koa miverina amin'ny laoniny ny Alarobia 17 Septembra 2025 amin'ny 11 Ora maraina.
๐Ÿ’งIzany dia nohon'ny antony fanadiovana ny sinibe.
๐Ÿ’ง Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharana +๐Ÿฎ๐Ÿฒ๐Ÿญ ๐Ÿฏ๐Ÿด ๐Ÿฎ๐Ÿฒ ๐Ÿฎ๐Ÿฐ๐Ÿฏ ๐Ÿฎ๐Ÿญ

FILAZANA RANO TAPAKA Ho tapaka ny rano ny : ๐Ÿ’งAlakamisy 11 Septambra 2025 manomboka amin'ny 8 Ora maraina hatramin'ny 3 O...
10/09/2025

FILAZANA RANO TAPAKA

Ho tapaka ny rano ny :
๐Ÿ’งAlakamisy 11 Septambra 2025 manomboka amin'ny 8 Ora maraina hatramin'ny 3 Ora atoandro ho an'ny Faritra Gara - Tanjonandriana - Mahintsy ary ampahany ami'ny Ampahimanga.
๐Ÿ’งZoma 12 Septambra 2025 manomboka amin'ny 8 Ora maraina hatramin'ny 3 Ora atoandro ho an'ny Faritra Ampahimanga ary ampahiny amin'ny Gara.

Izany dia nohon'ny :
โœ… Asa fandalinana ireo rano very na ny famatsiana ny sinibe na ny rano izay zaraina amin'ny mpanjifa.
โœ… Fanamarinana ny drafitra novolavolaina eo amin'ireo fantsona mpitsinjara rano isan-tokantrano.

Ny orinasa EERT dia ao anaty fanatsarana tanteraka ny fotodrafitrasa fanadiovana sy fitsinjarana rano. Tanjona ny hanana vokatra ara-patra sy ara-kalitao mahafapo.

Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharana : +261 38 26 243 21

๐—ง๐—˜๐—ง๐—œ๐—ž๐—”๐—ฆ๐—ข ๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—ฉ๐—ข๐—”๐—ž๐—ข๐—๐—” ๐Ÿ’งTetikasa vaovao mikasika ny fanatsarana ny kalitaon'ny rano avy amin'ny paompy izay iarahan'ny :โœ…...
08/09/2025

๐—ง๐—˜๐—ง๐—œ๐—ž๐—”๐—ฆ๐—ข ๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—ฉ๐—ข๐—”๐—ž๐—ข๐—๐—” ๐Ÿ’ง

Tetikasa vaovao mikasika ny fanatsarana ny kalitaon'ny rano avy amin'ny paompy izay iarahan'ny :

โœ…Kaominina Ambohimanambola ( Tompon'ny tao-zavatra)
โœ…Orinasa EERT ( Mpitantana)
โœ…Experts-Solidaires ( Mpanampy ara-teknika sy ara-bola)
โœ…SEDIF ( Mpamatsy Vola)

๐Ÿ’งAo anatin'ny fanatsarana tanteraka ny famokarana rano fisotro madio ankehitriny ny orinasa sy ireo ekipa rehetra mandrafitra ny Tetikasa rano voakoja.
๐Ÿ’ง Ho zarain'ny Orinasa eto amin'ny tambazotra ireo dingana maro efa vita sy ireo ho avy.
๐Ÿ’งNy fotodrafitrasa mamatsy an'ny fokontany Ampahimanga - Tanjonandriana - Ambohimanambola Gara ary Ambohibato no fotoran'ny tetikasa amin'ity andiany voalohany ity.
๐Ÿ’งEfa misy ihany kosa anefa ireo fandalinana atao ho an'ireo fotodrafitrasa amin'ny fokontany enina ambiny.

๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—”๐—ž๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—™๐—ข๐—ง๐—ข๐——๐—ฅ๐—”๐—™๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ฆ๐—” ๐Ÿ’ง๐Ÿ’ง Ao anatin'ny tetikasa rano voakoja  izay fiarahamia...
17/08/2025

๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—”๐—ž๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—™๐—ข๐—ง๐—ข๐——๐—ฅ๐—”๐—™๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ฆ๐—” ๐Ÿ’ง

๐Ÿ’ง Ao anatin'ny tetikasa rano voakoja izay fiarahamiasa eo amin'ny ONG EXPERTS-SOLIDAIRES sy KAOMININA AMBOHIMANAMBOLA ary ny ORINASA EERT mikasika ny fanatsarana ny kalitaon'ny rano sy fanarenana fotodrafitrasa dia manao filazana fahatapahana rano anaty fotoana fohy izahay eto amin'ny Orinasa.
๐Ÿ’งNy alatsinainy 18 Aogositra 2025 dia tapaka manomboka amin'ny 1 ora hatramin'ny 3 ora ny faritra Ambohibato.
๐Ÿ’งNy talata 19 Aogositra 2025 dia ny faritra Ampahimanga - Mahintsy - Tanjonandriana ary Gara Ambany no tapaka manomboka amin'ny 12 Ora hatramin'ny 3 Ora atoandro.
๐Ÿ’งRaha mila fanazavana fanampiny dia azonao antsoina ny laharana +261 38 26 243 21

๐—ข๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—˜๐—˜๐—ฅ๐—ง - ๐—ง๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ฅ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ฉ๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ท๐—ฎ

Address

Amoron'Ikopa
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EERT Ambohimanambola ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share