08/04/2026
Salama daholo isika rehetra ato amin’ny Pejy 🙂 Iverina andeha tsy ho ela eto amin’ny pejy ny fandaharana RÉVÉLATION, zay hafantarantsika rehetra monba na olon-tsotra anakiray nefa manana talenta sy tanjona lehibe.
Aona ary raha antsontsika ivahiny anatin’ny fandaharana RÉVÉLATION ilay tovovavy kely 2éme DAUPHINE ANALAMANGA i Vanessa Andriah