31/08/2025
Fantatrao vé fa misy endrika kokoa Sady manandanja Ary misarika sy manintona olona ny hividy ny akanjonao rehefa ampiakanjonao amin'ny mannequin?
Inona no endrasanao Raha te hampiroborobo ny Varotra ianao?
Izahay dia mivarotra karazana mannequin na présentoir isan-karazany Izay hitanao aminy sary.Sarany mora Dia mora kanefa ny kalitao raitra dia raitra
-Mannequin femme Mihantona,sur table,gonflable,couture,entier.
-Mannequin Homme Mihantona,sur table,couture,entier
-Mannequin Enfant
-Presentoir de bijoux
-Tete de mannequin pour perruque
-Pied de mannequin pour chaussures,etc...
Manome prix de gros izahay ho an'ireo Mbola hivarotra,Ary éfa misy prix de détail ihany koa ho an'ireo izay hampiasa.
Mandefa amin'ny faritra rehetra izahay Ary koa manao livraison: Lundi au Samedi
Raha hanao récupération dia centre ville d'Antananarivo no azo anaovana récupération: Soarano sy ny manodidina
Ataovy Izay ampiroborobo ny Varotrao amin'ny alalany fampiasana an'ireo mannequin maro azo isafidianana ireo.
Vaovao avokoa ny produit
Toromarika:
• Manomboka ny 3000 Ariary ny frais de livraison an'ireo mannequin tsotra arakany toerana misy anao,ny mannequin entier kosa dia manomboka ny 7000 Ariary ny frais de livraison arakany toerana misy anao ihany koa.
• Livraison Lundi au samedi : Ireo commande confirmé alohany 9h30 ihany no livrena androniny fa Izay aorinan'izay kosa dia ny ampitso ny livraison (indraindray anefa misy livreur tafaverina aloha ihany ka miankina amin'izay ny lamina mety havitana ny livraison anao aorinany confirmation ny commande)
• Ho any faritany : PA ny colis,Ary alefa mialoha amin'ny alalany mobile money ny vidin'entana.
• Ho an'ireo mila livraison dimanche dia tsara milaza 48 ora mialoha ary mandefa mobilemoney ny atsakin'ny vidin'entana.
• Raha mividy entana miohatrany 500 000 Ariary dia mandefa ny atsakin'ny vidin'entana mialoha,Ary atoro anao mamaimpona ny fiboostena page na publication.
Contact: 032 63 743 91