28/01/2026
Efa nanao boost Page ve ianao fa tsy nahazo client?
Matetika ny olana dia tsy ny vola fa:
❌ diso target
❌ tsy mazava ny message
❌ tsy misy stratégie
👉 Alohan’ny boost, jerentsika aloha ny Page-nao
✔️ Inona no tsy mandeha
✔️ Inona no tokony ahitsy
✔️ Inona ny boost mety aminao
🎓 Formation Boost Page Facebook
➡️ Tsy boost jamba
➡️ Fa boost mitondra résultat