Nael Andria

Nael Andria Ma vie a changé le jour où j'ai fait confiance à Dieu❣️

16/03/2024

❤️Atolotro anao rehefa mandalo ady sarotra iny ianao

🥰Ny herinao Tompo ô no heriko,
Ianao mbola mampijoro ahy,
Raha ny hery ato anaty. .Mety ho reraka

Fa Ianao mbola famonjena ho ahy;
Tompo ô Ianao, no heriko
Ny tànanao manohana,
Aza avela aho,
Hiala Aminao,
Tompo ô f’eo Aminao,
Ianao no heriko!

06/01/2024

Bonne année 🎉 ho taona zina ary ho eo ambany fahasoavan'ny Tompo anie ity taona ity ho anao sy ny ankohonanao

09/12/2023

Mahareta kely fa efa manomana zavatra tsara lavitra ho anao Jesoa

📍Manana fiainana mahafinaritra be dia be omena anao Jesoa. Mahatoky Azy dia avelao Izy no andray an-tanana ny fiaianao ❤...
05/11/2023

📍Manana fiainana mahafinaritra be dia be omena anao Jesoa. Mahatoky Azy dia avelao Izy no andray an-tanana ny fiaianao ❤️❣️😇

Bon dimanche❤️🦋

❤️Coucou, daholo hoan'ny Maman ❤️tsy amelan'ny zazah n'aiza n'aiza aleha😂
04/11/2023

❤️Coucou, daholo hoan'ny Maman ❤️tsy amelan'ny zazah n'aiza n'aiza aleha😂

Amen
01/11/2023

Amen

❤️ Volana vaovao, fahasoavana vaovao no iditra aminao sy ny ankohonanao. Mitrakà, Adinoy ny tany aloha, ny ho avy no atr...
01/11/2023

❤️ Volana vaovao, fahasoavana vaovao no iditra aminao sy ny ankohonanao. Mitrakà, Adinoy ny tany aloha, ny ho avy no atrehana. Ianao manana ANDRIAMANITRA izay tsy mba mandao.

31/10/2023

📍Miverena amin'ANDRIAMANITRA, apetraho Aminy io olana sedrainao io, Izy mahafantatra izay mety amiko sy aminao. Kely sy bitika io adinao io mihoatra ny haleben'ny fitahian'ANDRIAMANITRA, fa efa voasotra hoe :

❤️Indro, ny tanan'i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny sofiny tsy lalodalovana, fa mahare; — Isaia 59 : 1

30/10/2023

😇 Kanefa ny Tompo nitsangana teo anilako ka nampahery ahy, mba hotanterahina tokoa amin'ny ataoko ny fitorian-teny, ary mba ho ren'ny jentilisa rehetra izany;
ary izaho novonjena tao am-bavan'ny liona.

Ary ny Tompo hanafaka ahy amin'ny asa ratsy rehetra ka hamonjy ahy ho any amin'ny fanjakany any an-danitra; ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena.
— II Timoty 4 : 17 - 18

Soava ny Alatsinainy❣️

29/10/2023

Andriamanitra dia manana ny fandaharanY,
Mino sy Mankatoa ary mametraka ny zava-drehetra eo ampelatananY no anjaran-tsika olombelona

26/10/2023

Mirary tontolo andro mahafinaritra ❤️🦋

25/10/2023

Fanilon'ny tongotro Sy fanazavana ny lalako ny teninao.
— Salamo 119 : 105

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nael Andria posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share