MBS RADIO 95.4FM

MBS RADIO 95.4FM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MBS RADIO 95.4FM, Radio Station, Rue Razanakoto, Station MBS Anosipatrana, Antananarivo.

23/01/2025

Si vous voulez encore plus de fun๐Ÿ˜‚, je suis votre animateur radio sur MBS 95.4 ๐Ÿฅฐ
Cliquez sur le lien et abonnez-vous si vous riez!!! https://www.facebook.com/profile.php?id=61572501834783
Mario Rakotobe no lafiny teknika๐Ÿ˜€๐Ÿ˜‚
Bisou les amis ๐Ÿ˜

Mixtime party๐Ÿค›
15/11/2024

Mixtime party๐Ÿค›

20/04/2024

Akoryyy ๐Ÿ‘‹๐Ÿฝ izany ny feeling miaraka amin'i Mister Aina ehh! ๐ŸŽถ๐Ÿ“ป๐ŸŽง Aza adinoina ary ilay fotoana mahazatra, sabotsy amin'ny 4 ora hatramin'ny 6 ora hariva be izao ao amin'ny 95.4 FM MBS RADIO.

08/04/2024

" ROHIMPITIA " Tantara mitohy arahanao mandritra ity herinandro ity

YO ! ๐Ÿ˜ŽMixtime party sabotsin'ny P***a ambiance milay beee!๐Ÿ˜Ž Miaraka amin'i Mister Aina eto amin'ny MBS RADIO 95.4FM , de...
30/03/2024

YO ! ๐Ÿ˜ŽMixtime party sabotsin'ny P***a ambiance milay beee!๐Ÿ˜Ž Miaraka amin'i Mister Aina eto amin'ny MBS RADIO 95.4FM , de 16h ร  18h .Guest: Randy Nj

06/03/2024

" LAPA MISITERY " TANTARA MITOHY ARAHANAO MANDRITRA ITY HERINANDRO ITY

Maraim-baovao 22 Febroary , andro maneran-tany ho an'ny SKOTO, iza avy ilay skoto ato ary e? inona ny tena mahafinaritra...
22/02/2024

Maraim-baovao 22 Febroary , andro maneran-tany ho an'ny SKOTO, iza avy ilay skoto ato ary e? inona ny tena mahafinaritra anareo ao?? tantarao dia ambarao ๐Ÿ˜ƒ 038 40 386 54 - 032 92 323 58
(sary nindramina)

08/02/2024

rehefa enao ilay avy natsaka rano 5 siny voatavo iny!!!!! hahaha

salama tompokoAhoana ny fahitanareo ny fanajana ny zoan'olombelona ny fahafahana ankalalahana?Voahaja ve?
08/02/2024

salama tompoko
Ahoana ny fahitanareo ny fanajana ny zoan'olombelona ny fahafahana ankalalahana?
Voahaja ve?

salama tompokoinona avy ny voka-dratsy aterakiny loto?mirary talata sambatra oh!!!!
06/02/2024

salama tompoko
inona avy ny voka-dratsy aterakiny loto?
mirary talata sambatra oh!!!!

Volana febroary, volan'ny mpifankatia ๐Ÿ’• Inona no laharam-pahamehana voalohany raha hanao tetik'asa ny mpifankatia ? Fana...
02/02/2024

Volana febroary, volan'ny mpifankatia ๐Ÿ’• Inona no laharam-pahamehana voalohany raha hanao tetik'asa ny mpifankatia ? Fanambadiana aloha? sa trano? sa tany? sa fiara? sa inona hoy ianareo?
038 40 386 54 - 032 92 323 58

Address

Rue Razanakoto, Station MBS Anosipatrana
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MBS RADIO 95.4FM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MBS RADIO 95.4FM:

Share