
18/07/2025
🚨 VENDEUR SY BOUTIQUE EN LIGNE!
Tsy hoe ratsy ny entanao.
Tsy hoe tsy ilain’ny olona.
Fa tsy mahay mivarotra amin’ny fomba mahomby fotsiny ianao. 👀
📉 Raha mbola :
– 1 na 2 fotsiny no mividy isan-kerinandro
– Ny “fiche produit”-nao tsy dia jeren’iza loatra
– Mbola mivarotra anaty group fotsiny tsy misy stratégie
👉 Dia miala tsiny fa mila fanovana ny fomba fivarotanao.
💡 Tonga dia mifantoka amin’ny tena ilainao izahay:
✅ Ampianarina ny TECHNIQUE sy TSIKY mahasarika mpividy
✅ Aseho amin’ny fomba PROFESSIONNEL ny vokatra
✅ Vidiny mora fa résultat MAXIMUM
✅ + BONUS carte Visa sy support marketing
🧠 Tsy fianarana ela be.
Fa training manavao tanteraka ny fomba fivarotrao.
📞 034 55 719 98
🎯 Mikatroka Service – “Mianatra mivarotra, manangana ho avy.”