
06/05/2025
FILAZANA 😍🤩🥳
📽 Antsoina ireo izay efa voray tamin'ilay Casting andiany voalohany mba ho tonga ety amin'ny Studio Anosizato Est ny Alahady 11 May 2025 amin'ny 9ora30 maraina.
📽 Afaka tonga eo ihany koa izay mbola vonona hiditra ho mpilalao tantara sy sehatra hafa fa hisy raha mafinaritra be aoriana kely ao.
Go!!! Go!!! Go!!!