MJA Région Analamanga 3

MJA Région Analamanga 3 JA Distrika:
"Androndra - Andramasina - Antsahasoa - Ambohijanaka - Masindray - Tanjonandriana"

15/09/2025

Miarahaba antsika rehetra.
Araka ny efa nampitaina foana tany amin'ny circulaire dia hisy lasy manokana izay hiantsoana ny CR, STAFF Team, CD, Directeurs des clubs, Master Leader sy ny Master Guide, Mentors, ireo mpiofana Mentoring ary ireo mpikatroka Chef Guide sy SYL rehetra eto amin'ny Faritra Analamanga.
Koa indro ary ny andinindininy mahakasika izany:
🗓️Daty: 3, 4, 5 Octobre 2025
📌Toerana: CENTRE IFLA IVOAMBONY LAZAINA
💰FG: 4000 Ar
🍲Sakafo: par église
⛺Sous tente ⛺ ny lasy.
Koa aoka samy hiomana ireo voakasika rehetra.

📢Pass it on 🤝

Andao daholo eeee 😊😊😊
04/09/2025

Andao daholo eeee 😊😊😊

🌍SID Pathfinder Scarf Challenge 2025
🌍CMC Pathfinder Scarf Challenge 2025

𝐒𝐚𝐭𝐫𝐢𝐚 𝐧𝐲 𝐌𝐉𝐀 𝐅𝐌𝐂 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐒𝐈𝐃 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐟𝐞𝐧𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐭𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐤𝐚 𝐢𝐭𝐲 𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐤𝐨𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐨 𝐡𝐢𝐟𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐞 !

Ny lohahevitra amin'ity taona ity dia ny Mpisavalàlana Manana Tanjona — ary miantso ny Mpisavalàlana rehetra izahay mba handray anjara amin'ny 𝐂𝐡𝐚𝐥𝐥𝐞𝐧𝐠𝐞 𝐅𝐨𝐥𝐚𝐫𝐚
Rehefa mamatotra ny folara dia ataovy ho amin'ny tanjona.
Rehefa manao izany ianao, dia ataovy ho amin'ny asa fitoriana.
Andao hasehontsika amin'izao tontolo izao miaraka fa ny folaran'ny Mpisavalàlana dia Folara ho amin'ny Iraka.
📖 "Jehovah no hahatanteraka ny (tanjony) amiko; Jehovah ô, mandrakizay ny famindram-ponao." — Salamo 138:8 .
📸 Makà sary na horonan-tsary fohy mandritra ny volana septambra, mandra-pahatongan'ny Andro Maneran-tany Mpisavalàlana, 20 Septambra 2025, manao ny folaranao am-pireharehana ary zarao miaraka amin'ireto hashtag ireto :




29/08/2025
28/08/2025
27/08/2025
26/08/2025
25/08/2025
24/08/2025
19/08/2025

‼️ FILAZANA ‼️

Ho antsika mpitarika izay nitarika ny ankizy tany Mantasoa, raha misy entan’ny ankizy tsy hita dia alefaso message ato amin’ny pejy sao mba adino tany anaty fiara ka hita any

Ampitapitao any amin’ny groupe misy ny fiangonantsika any 😊😊

Mankasitraka ireo tanora rehetra teto amin’ny faritra izay tonga teny amin’ny aeroport Ivato androanyTolorana fankasitra...
13/08/2025

Mankasitraka ireo tanora rehetra teto amin’ny faritra izay tonga teny amin’ny aeroport Ivato androany
Tolorana fankasitrahana manokana ihany koa ireo tanora nanao drill 😊😊
Andriamanitra anie hamaly fitia anareo rehetra 😊

Ny CR - chef Okapi fidèle

Mankasitraka anareo tanora tonga rehetra 🙏🙏Tahian’i Jesosy daholo 😊JA toujours prets
13/08/2025

Mankasitraka anareo tanora tonga rehetra 🙏🙏
Tahian’i Jesosy daholo 😊
JA toujours prets

‼️ 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐈𝐊𝐀 𝐒𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐀𝐍𝐉𝐀 Antsoina ny tanora rehetra eto amin’ny faritra Analamanga 3 izay afaka mba ho tonga hit...
12/08/2025

‼️ 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐈𝐊𝐀 𝐒𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐀𝐍𝐉𝐀

Antsoina ny tanora rehetra eto amin’ny faritra Analamanga 3 izay afaka mba ho tonga hitsena ny filohan’ny departemanta misahana ny asa fanompoan’ny tanora eo amin’ny foibe maneran-tany
Pasteur 𝐁𝐮𝐬𝐢 𝐊𝐡𝐮𝐦𝐚𝐥𝐨 (Chef Buffalo Ferme), izay hotanterahina rahampitso Alarobia 13/08/2025 amin’ny 1 ora tolakandro eny amin’ny Aéroport International Ivato. Aza adino fa fanamiana Classe A no anaovantsika amin’io fotoana io

Koa tongava daholo ee, taomy ny tanora namana rehetra, ary aza adino ny mizara ity filazana ity any amin’ny vondron’ny fiangonana sy distrika misy anao any, mba samy hahare daholo ny rehetra ka hanamboatra ny fandaharam-potoana dieny izao

Address

Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MJA Région Analamanga 3 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share