MJA Région Analamanga 3

MJA Région Analamanga 3 JA Distrika:
"Androndra - Andramasina - Antsahasoa - Ambohijanaka - Masindray - Tanjonandriana"

19/11/2025

𝐅𝐈𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍°𝟎𝟏

𝑨𝒓𝒂𝒉𝒐 𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂𝒏𝒚 𝒏𝒚 𝒑𝒆𝒋𝒚 𝒂𝒉𝒂𝒇𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒊𝒏𝒊𝒏𝒅𝒊𝒏𝒊𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒌𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒑𝒓𝒐𝒈𝒓𝒂𝒎𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒅𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝒍𝒂𝒔𝒚 𝒇𝒊𝒐𝒇𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 28 𝒌𝒂 𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 30 𝒏𝒐𝒗𝒂𝒎𝒃𝒓𝒂 2025


17/11/2025
Antso maikaMitady olona 8 hanome rà rahampitsoZarazarao amin’ny namana, any amin’ny groupe-n’ny distrika sy ny fiangonan...
11/11/2025

Antso maika

Mitady olona 8 hanome rà rahampitso

Zarazarao amin’ny namana, any amin’ny groupe-n’ny distrika sy ny fiangonantsika rehetra any

23/10/2025

📣Vaovao lehibe ho an'ny Tanora Zokiny eto amin'ny FMC indrindra ho an'ny Faritra Analamanga 1, 2, 3, 4, 5, 6.
👉Noho ny toe-draharaha nisy teto amin'ny firenena izay tsy maintsy nanemorana ny daty, dia hotanterahina ny🗓️ 28, 29, 30 Novambra 2025 ny lasy "MG/SYL TRAINING" (part 1) sy ny "Formation Mentoring" izay hatao eny amin'ny Centre IFLA Iavoambony Lazaina. 🏕️

❓Iza avy moa ireo asaina?❓

👉Ho an'ny Fiofanana momba ny Cursus Chef Guide/SYL:
- ireo manaraka ny lalam-piofanana Chef Guide sy SYL rehetra.

👉Ho an'ny Fiofanana Mentoring:
- CR
- STAFF TEAM
- CD
- Directeur de club
- Master Guide sy Master Leader rehetra
- Mentor rehetra.

❗Maro ihany koa ireo nanao fanamarihana sy fangatahana mahakasika ny fara-fisoratana anarana koa aoka mba ho tonga ao amin'i Cheftaine Nantenaina ao amin'ny FMC alohan'ny 🗓️Alatsinainy 3 Novambra 2025 avokoa ny fisoratana anarana rehetra miaraka amin'ny Frais généraux 4000 Ar.
Aoka arahina tsara avokoa ny toromarika rehetra mahakasika ny fisoratana anarana.

Aoka samy hiomana tsara daholo ary araho tsy tapaka ny pejy MJA FMC Communication fanarahana ny vaovao sy ny tsara ho fantatra rehetra mahakasika ny lasy 📢

🤝Pass it on 📢

18/10/2025

🛑🛑🛑JA TANDREMO

✅FARA-FISORATANA ANARANA : 20 Oktobra 2025

✅Araka ny efa nampitaina foana dia hisy lasy manokana izay hiantsoana ny CR, STAFF Team, CD, Directeurs des clubs, Master Leader sy ny Master Guide, Mentors, ireo mpiofana Mentoring ary ireo mpikatroka Chef Guide sy SYL rehetra eto amin'ny Faritra Analamanga.

✅Koa indro ary ny andinindininy mahakasika izany:

🗓️Daty: Holazaina tsy ho ela

📌Toerana: CENTRE IFLA IVOAMBONY LAZAINA

💰FG: 4000 Ar

🍲Sakafo: par église

⛺Sous tente ⛺ ny lasy.

💪Koa aoka samy hiomana ireo voakasika rehetra.

📢Pass it on 🤝

15/09/2025

Miarahaba antsika rehetra.
Araka ny efa nampitaina foana tany amin'ny circulaire dia hisy lasy manokana izay hiantsoana ny CR, STAFF Team, CD, Directeurs des clubs, Master Leader sy ny Master Guide, Mentors, ireo mpiofana Mentoring ary ireo mpikatroka Chef Guide sy SYL rehetra eto amin'ny Faritra Analamanga.
Koa indro ary ny andinindininy mahakasika izany:
🗓️Daty: 3, 4, 5 Octobre 2025
📌Toerana: CENTRE IFLA IVOAMBONY LAZAINA
💰FG: 4000 Ar
🍲Sakafo: par église
⛺Sous tente ⛺ ny lasy.
Koa aoka samy hiomana ireo voakasika rehetra.

📢Pass it on 🤝

Andao daholo eeee 😊😊😊
04/09/2025

Andao daholo eeee 😊😊😊

🌍SID Pathfinder Scarf Challenge 2025
🌍CMC Pathfinder Scarf Challenge 2025

𝐒𝐚𝐭𝐫𝐢𝐚 𝐧𝐲 𝐌𝐉𝐀 𝐅𝐌𝐂 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐒𝐈𝐃 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐟𝐞𝐧𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐭𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐤𝐚 𝐢𝐭𝐲 𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐤𝐨𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐨 𝐡𝐢𝐟𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐞 !

Ny lohahevitra amin'ity taona ity dia ny Mpisavalàlana Manana Tanjona — ary miantso ny Mpisavalàlana rehetra izahay mba handray anjara amin'ny 𝐂𝐡𝐚𝐥𝐥𝐞𝐧𝐠𝐞 𝐅𝐨𝐥𝐚𝐫𝐚
Rehefa mamatotra ny folara dia ataovy ho amin'ny tanjona.
Rehefa manao izany ianao, dia ataovy ho amin'ny asa fitoriana.
Andao hasehontsika amin'izao tontolo izao miaraka fa ny folaran'ny Mpisavalàlana dia Folara ho amin'ny Iraka.
📖 "Jehovah no hahatanteraka ny (tanjony) amiko; Jehovah ô, mandrakizay ny famindram-ponao." — Salamo 138:8 .
📸 Makà sary na horonan-tsary fohy mandritra ny volana septambra, mandra-pahatongan'ny Andro Maneran-tany Mpisavalàlana, 20 Septambra 2025, manao ny folaranao am-pireharehana ary zarao miaraka amin'ireto hashtag ireto :




29/08/2025
28/08/2025
27/08/2025
26/08/2025

Address

Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MJA Région Analamanga 3 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share