Rasoanirina

Rasoanirina 🎀Handmade and shared with love💛✨

Tsara sady mahasoa ny mifampizara ❤️🦋

Finaritra e✨🦋Mino aho hoe efa vonona daholo hiatrika ny tontolo andro anio an😍Ndao ary e💫 “Minoa ny tenanao, sahia mandr...
21/08/2026

Finaritra e✨🦋
Mino aho hoe efa vonona daholo hiatrika ny tontolo andro anio an😍

Ndao ary e💫 “Minoa ny tenanao, sahia mandroso ary tanteraho ny nofinofinao. Aoka ianao no ho hazavanao sy ho herinao manokana.” 💗

Bonne journée à tous 🌸
Rasoanirina 🦋

Efa matory daholo veee? 🌸Ho antsika débutant, ity misy astuce kely tokony ho fantatra raha te ho mpanjaitra fitafy manja...
19/08/2026

Efa matory daholo veee? 🌸
Ho antsika débutant, ity misy astuce kely tokony ho fantatra raha te ho mpanjaitra fitafy manja kely na tsy fitafy aryyy✨🦋❤️

Izay fa tsara mandry daholo💝🎀
Tsara sady mahasoa ny mifampizara ❤️🦋
Rasoanirina 🦋

Coucou daholo 🥰Andao ho atao tena manandanja ny tontolo andro anio❤️Bonne journée daholo ✨
19/08/2026

Coucou daholo 🥰
Andao ho atao tena manandanja ny tontolo andro anio❤️
Bonne journée daholo ✨

Mbola misy ity an❤️
18/08/2026

Mbola misy ity an❤️

Coucou les filles 🎀🥰

Ity ndray ary e😍
3000 ar fotsiny izy roa mamy kely ireto

Bandeau et chouchou fleuri 🌸
Récupération à Ankatso ❤️
2 ihany no dispo amin'ireto an🦋💝

Rehefa misy fotoana kely dia ho zaraiko ihany ny fomba nanamboarako azy fa araho hatrany ny pejy😍😍🦋

Coucouuu 🥰✨Ndao ndray isika hamantatra zavatra kely e😍Fantatrareo ve lay hoe jupe à quille? 🤔Misy fotoana itantsika fots...
18/08/2026

Coucouuu 🥰✨
Ndao ndray isika hamantatra zavatra kely e😍
Fantatrareo ve lay hoe jupe à quille? 🤔
Misy fotoana itantsika fotsiny ilay izy dia fantatsika hoe misy an'izao fa tsy haintsika ny anarany e😆

Ndao ndray hianatra e🥰🦋 ity zao modèle azo realisena tsara 🎀💝

Zay fa bonne journée daholo 🤗
Dia samy ho tahian'i Jesosy 🙏

Tsara sady mahasoa ny mifampizara ❤️🦋
Rasoanirina 🦋

Iza koa no mba ohatra an'izao 🤭😆
17/08/2026

Iza koa no mba ohatra an'izao 🤭😆

Coucou les filles 🎀🥰Ity ndray ary e😍3000 ar fotsiny izy roa mamy kely iretoBandeau et chouchou fleuri 🌸Récupération à An...
17/08/2026

Coucou les filles 🎀🥰

Ity ndray ary e😍
3000 ar fotsiny izy roa mamy kely ireto

Bandeau et chouchou fleuri 🌸
Récupération à Ankatso ❤️
2 ihany no dispo amin'ireto an🦋💝

Rehefa misy fotoana kely dia ho zaraiko ihany ny fomba nanamboarako azy fa araho hatrany ny pejy😍😍🦋

Iza no haka an'ireto manja kely? 🌸✨Zay tonga aloha ihany no mahazo azy an😉Natao tena mora fa alaivo aingana😍🌸 Un trousse...
14/08/2026

Iza no haka an'ireto manja kely? 🌸✨
Zay tonga aloha ihany no mahazo azy an😉
Natao tena mora fa alaivo aingana😍
🌸 Un trousse
🌸 3 chouchou
🌸 Un nœud de barette
Ao amin'ny commentaire ny photo réel

Coucou daholo 🥰❤️Mirary herinandro feno Fahasoavana sy Fitahiana ho an'ny rehetra 😍Ndao hiaraka hiezaka hanatratra sy ha...
06/07/2026

Coucou daholo 🥰❤️
Mirary herinandro feno Fahasoavana sy Fitahiana ho an'ny rehetra 😍

Ndao hiaraka hiezaka hanatratra sy hanatsara tanjona kely daholo e💪

Tsara sady mahasoa ny mifampizara ❤️🦋
Rasoanirina 🦋

Salama daholo 🙏🥰❤️ Misy fitafiana tianao hiavaka kely ve? Tianao ho haingoana mba hampiseho tsara ny tena hakantony?Anis...
04/07/2026

Salama daholo 🙏🥰
❤️ Misy fitafiana tianao hiavaka kely ve? Tianao ho haingoana mba hampiseho tsara ny tena hakantony?

Anisan'ny afaka hanaingoana azy tsara ny petakofehy an😍🙃

Manao petakofehy tahaka izao izahay raha mahaliana anao☺️🤍

(Dia ho anareo izay manao ihany koa🤭 ireto ny modèle 😉 )

Tsara sady mahasoa ny mifampizara ❤️🦋
Rasoanirina 🦋

Address

Analamahitsy Tanàna
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasoanirina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share