
19/07/2025
Offre d'emploi
Izahay dia mitady mpiara-miasa mahafeno ireto fepetra ireto isaky ny arrondissement eto Antananarivo :
- lahy ampy taona (+18 ans)
- manana bicyclette afaka ampiana fitoera'entana
- madio, matotra, azo itokisana
- mahay manaja ny hafa
- tia défi, mahazaka sy miasa anaty pression
- manatratra objectif ..
ASA HATAO:
- Mitety épicerie manatitra sy mizara ny vokatra IRI FLOOP (vokatra vaovao be)
- Misolo-tena ny IRI FLOOP
- Mandray ny vola avy amin'ireo toerana anaovana livraison
- Manao versement isankariva ety amin'ny Orinasa..
Karama : +++
Solo-tsakafo isan'andro +++
Prime : +++
Asa manomboka ny volana Août 2025