05/10/2025
FANAMBARAN'IREO MPIANATRA ENY AMIN''NY ONIVERSITE AVY AO AMIN'NY FARITRA BARA :
Manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny dia nanao fanambarana niombonana androany ireo mpianatrin'ny oniversite , avy any amin'ny faritra Bara ka :
âš« Manameloka ny hendrika herisetra rehetra na amin''ny andaniny na amin''ny ankilany izy ireo
⚫miray feo amin'ny fitakiana atao eo amin'ny famatsianaa jiro sy rano sy ny makasika ny anjery manotolo miaraka amin'ireo mpianatra rehetra
âš« Manao antso amin'ireo mpianatra rehetra Eny anivon''ny anjery manotolo izy MBA tsy ho voarebireby sy voasarik'ireo mpanao politika , satria Ny fianarana no ataon'ireto mpianatra ireto vaindonhon-draharaha, fa tsy hanongam-panjakana na hanao politika velively .
âš« Mangataka amin'ny fitondram-panjakana ihany koa ireto mpianatra ireto MBA handray andraikitra haingana amin'ny famerenana ny filaminana sy ny fitoniana.
âš« Mangataka ihany koa izy ireo ny amin'ny tokony hamaliana ireo fitakiana rehetra atao , izay mamaritra ny zo fototry ny tsirairay, sy ahafahan''izy ireo manohy ny fianarana araka ny tokony ho izy.