16/04/2024
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐
๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ฎ ยซ ๐ฐ๐ผ๐บ๐บ๐๐ป๐ถ๐ฐ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ยป ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐ฎ๐น๐ฒ๐ต๐ฎ ๐๐ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ด๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ.
๐๐๐๐ง๐๐จ๐๐ง๐ ๐๐ข๐๐ฃโ ๐ผ๐ฃ๐๐ง๐๐๐ข๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ : mandefa hafatra aminโAndriamanitra (fiderana, fangatahana, fankasitrahanaโฆ), mandray hafatra avy aminโAndriamanitra (fampaherezana, toky, fampitandremanaโฆ)
๐๐๐๐ง๐๐จ๐๐ง๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ (fampahafantarana, fanasana handray anjara โฆ)
โญ๏ธEfa hainareo ihany moa fa ampatsiahivina fotsiny hoe tsy ny feo heno ihany na ny teny (๐๐ฒ๐ฟ๐ฏ๐ฎ๐น) ihany no manandanja sy mitondra ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ, fa ny gadona sy ny halefadefaky ny feoโฆ (๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฏ๐ฎ๐น) sy ny fihetsika sy ny endriky ny mpampita hafatra (๐ป๐ผ๐ป ๐๐ฒ๐ฟ๐ฏ๐ฎ๐น).
Izaho moa izany taloha vao tsy mahatratra toerana hahatazanana ny alitara dia lasa aho mandeha mody mihaino fotoampivavahana aminโny radio na tsy mihaino ๐
Fa izao, hisaorana ny Tompo sy ny mpikirakira ny lafiny teknika ao ampiangonana fa efa misy ny ยซ ๐ฒ๐ฐ๐ฟ๐ฎ๐ป ยป be dia be hampitana akaikikaiky kokoa ny zava-misy ao ampiangonana na dia lavitra sy tsy mahita ny alitara aza.
Ilay zava-misy ao ampiangonana mihitsy no antony hanaovako ity ยซ ๐ฝ๐ผ๐๐ ยป. Eto vao tena manomboka ny resaka ๐.
๐Indraindray ilay ๐๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฉ๐ค๐ ๐ค๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ฉ๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐ฅ๐๐จ๐ฎ, ๐๐ก๐๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐ฉ๐ค๐ฃ-๐๐๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐ฃ๐ค. Andao ampiana ny olona mangetaheta an'Andriamanitra tsy hody maina isaky ny alahady sy asabotsy. Ireto misy azo hanampiana azy.
๐Tsy ampy re ilay ยซ ecran ยป ao ampiangonana fa ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ผ ๐ฟ๐ฒ ๐ต๐ถ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ ๐ฏ๐ฎ๐ถ๐ฏ๐ผ๐น๐ ๐๐ ๐ณ๐ถ๐ต๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ fa rehefa misy olana ara teknika na tapaka tsotra izao ny jiro dia mihanahana daholo zareo rehefa mihira sy mamaky teny.
๐Aleo mba tohizana ny fampiasana ilay ๐ณ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ ยซ traditionnel ยป (ilay fametrahana lisitry ny hira sy ny vakiteny) fa ๐๐๐ ๐๐ผ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฝ๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ผ๐ฝ๐ฎ ๐ฑ๐ฎ๐ต๐ผ๐น๐ผ ๐ป๐ ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ an. Raha mbola tapatapaka ny jiro eto Madagasikara dia tena tsy mety ho amintsika mihitsy ilay manala tanteraka ilay nentimpaharazana.
๐Ho anโ๐ถ๐๐ฎ๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ธ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ถ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ยซ ๐ฐ๐ฎ๐บ๐ฒ๐ฟ๐ฎ ยป, mba hiezaho re mba ilay zavatra tokony hifantohana ( ๐ฝ๐ฎ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ผ๐ฟ๐ ๐๐ฒ๐ป๐, ๐บ๐ฝ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ธ๐ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐น๐ฎ๐๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ฒ๐ฟ๐ ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ ๐ป๐ฎ ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ฎ๐๐ผ๐น๐ผ๐บ๐ฏ๐ฒ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐ฟ๐ ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ, ๐ป๐ฎ ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฐ๐ต๐ผ๐ฟ๐ฎ๐น ๐บ๐ถ๐ต๐ถ๐ฟ๐ฎ, ๐ถ๐๐ฎ๐ ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ)no alaina sary fa tsy ny olona matory, na ny olona mahataratara antsika, na ny zanatsika sy ny ray amandrenintsika any aminโny tsy misy idirany any no alaina an.
๐Farany: Aleo ianareo no hamaly hoe iza no tokony alaina sary rehefa rakitra: Ry choral mihira sa ry mpanatitra rakitra eny aloha, sa ny varavarana (tena tsy mitovy daholo marina ny fomba fandiniky ny olona )
sary indrana