RTA officiel

Call Directions Contact the business

RTA officiel La page officielle de la RTA - Radio Télévision Analamanga

08/10/2026

RTA_CTUS du 08 Octobre 2026.
FIATREHANA DELESTAGE:Hividy Groupes électrogènes diesel miisa 18 any Moscou ny JIRAMA. (Filan-kevitry ny minisitra)

08/10/2026

Fampiroboroboana ny vokatra cacao

Mbola anisan’ireo mamokatra cacao tsara kalitao i Madagasikara, ary manana toerana manokana eo amin’ny tsena iraisam-pirenena.

Tsy mifaninana amin’ny habetsahan’ny vokatra i Madagasikara, fa amin’ny kalitao ny cacao vokariny.

Na izany aza, ilaina hatrany ny mampiroborobo sy manome lanja bebe kokoa ny vokatra cacao malagasy, mba hanamafisana ny toerany eo amin’ny tsena iraisam-pirenena.

08/10/2026

Misy fiantraikany amin'ny asa aman-draharaha foana ny fahatapahan-jiro na dia nahitana fihenana aza izany ankehitriny.

08/10/2026

Chocolat vita malagasy.

Afaka mifaninana amin'ny chocolat avy any ivelany ve ny chocolat vita eto an-toerana ?

08/10/2026

Tsy dia miaina fahatapahan-jiro matetika ny eny Soanierana, misy an-dry Clara.

Raha misy aza, minitra vitsy ihany izany ary tsy isan’andro fa mahalana be.

08/10/2026

Fitiavana chocolat

Mihinana chocolat matetika ve ianao?

Inona no tena jerenao rehefa mividy chocolat, ny vidiny ve sa ny tsirony sa ny kalitao sa ny marika?

Dia ny vita malagasy sa ny avy any ivelany no tianao?

08/10/2026

Fahatapahan-jiro: Nihena tsy toy ny teo aloha hoy Kiady saingy ilay ora tsy voafaritra hisian'ny fahatapahana no mbola manahirana

Tetikasa FlyoverMandray dingana vaovao ny fanatanterahana ny tetikasa flyover eny Anosizato Atsinanana, ka efa manomboka...
08/10/2026

Tetikasa Flyover

Mandray dingana vaovao ny fanatanterahana ny tetikasa flyover eny Anosizato Atsinanana, ka efa manomboka ny fandravana ireo trano voakasiky ny tetikasa.

Eo am-pikarakarana ny dingana mifandraika amin’ny fanonerana kosa, mbola misy ireo mponina manambara fa tsy mbola nahazo ny vola tokony ho azy ireo. Araka ny fifanarahana, iray volana aorian’ny fanonerana no tokony hanatanterahana ny fandravana.

Fifamaliana nandritra ny fisotrosotroana tao amin'ny Bar no nitarika ny famonoana an'i Bob Hidan ny alin'ny 01 Oktobra l...
08/10/2026

Fifamaliana nandritra ny fisotrosotroana tao amin'ny Bar no nitarika ny famonoana an'i Bob Hidan ny alin'ny 01 Oktobra lasa teo.
‎
‎Enin-dahy no nosamborin'ny zandarimaria taorian'ny fanadihadihana. Efa natolotra ny fitsarana ny raharaha ary eny Tsiafahy izy enin-dahy ireto ankehitriny.
‎
‎Source et photos: CIRGN

08/10/2026

Address

Enceinte SITRAM Ankorondrano
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00

Telephone

+261321115955

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RTA officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RTA officiel:

Shortcuts

Share