
07/05/2025
Marary lamosina lava ??
inon tokon hatao ???
NY tokony hatao nao voalohany indrindra dia manantona dokotera MB ahafantarany ny Antony mamparary ny lamosina nao
Ny dokotera avy eo no manome fanafody sns na manao kinésithérapie
inona tokoa moa ny atao hoe kinésithérapie
Ny atao oe kinésithérapie dia fitsaboana amn a lalany hetsika
dia avy eo n kine manao bilan izay TS maints atao alohany handraisana ny marary miarak amin tekinika maro
aza misalasala mandefa hafatra miafina 💪👊👊 partageo h hitany namanao marary lamosina lava iny