
21/04/2024
🎉 Ho antsika maniry hanorina orinasa na association isankarazany
👉 Tsara ihany ny manaradalàna koa aza misalasala ary manantona anay, manoràta Mp 💌 avy hatrany fa afaka manampy anao izahay amin'ireo service isankarazany 👌
📌 Tsy mijanona eo amin'ny montage, études, ... NIF sy STAT ary RCS isika fa mbola afaka manohana anareo amin'ny fanatanterahana sy fanombohana izahay 😊
📌 Sady mirary ny sarany no ho afa-pahasahiranana ianao