Descah MG

Descah MG Bienvenue chez Descah MG🙏🏾

Vente en ligne

05/02/2025

Inona no tinareo atao loka ,, crédit sa vola ihany🥰☺️

Lôl🤣🤣
05/02/2025

Lôl🤣🤣

05/02/2025

Sao de asiatsika kilalao Kely ndray🥰❤️

♥️Veilleuse anti moustique ❤️ Mp rah mahaliana anao Manao livraison Ary mandefa any amin'ny faritra
03/02/2025

♥️Veilleuse anti moustique ❤️
Mp rah mahaliana anao
Manao livraison Ary mandefa any amin'ny faritra

Ty kou ange tsara Kely e😱Boite de rangement mural ❤️Mp Raha maha Liana anao n'a atsoy n'y 0342010571Manao livraison tana...
03/02/2025

Ty kou ange tsara Kely e😱
Boite de rangement mural ❤️
Mp Raha maha Liana anao n'a atsoy n'y 0342010571
Manao livraison tana de mandefa any am'ny faritra♥️

Ansay e ,,otrany mandreraka bé Ilay mikosoka lamba e,ity Ary n'y vaha olana ho anao*Mini lave linge 8L électrique mande ...
03/02/2025

Ansay e ,,otrany mandreraka bé Ilay mikosoka lamba e,ity Ary n'y vaha olana ho anao
*Mini lave linge 8L électrique mande 220v
Mp Raha maha Liana anao n'a atsoy n'y 0342010571
Manao livraison,mandefa amin'ny faritra

Cc daoly 🥰 Ty Ary ny valin'ilay lalao atsika Satrinay atao mahazo daoly nareo fa kilalao mo le izy de tsy maitsy misy ny...
01/02/2025

Cc daoly 🥰
Ty Ary ny valin'ilay lalao atsika
Satrinay atao mahazo daoly nareo fa kilalao mo le izy de tsy maitsy misy ny mpandresy 🥺♥️
Harao tsy tapaka ihany nefa n'y pejy fa asiatsika kilalao matetika e🥰🥰
🔴 Mangataka an'ireto olona voasarika reto MBA haka ny lokany azafady ,tonga Mp tompoko 😍.
Bonne weekend daoly 🥰♥️

Kilalao tsotra Kely o🥰💖 Loka ho An'ny voalohany 20000 arLoka ho An'ny faharoa 10000 ar🛑  Abonné o Ny page + capture 🛑 Me...
30/01/2025

Kilalao tsotra Kely o🥰💖
Loka ho An'ny voalohany 20000 ar
Loka ho An'ny faharoa 10000 ar
🛑 Abonné o Ny page + capture
🛑 Mentioneo ny namanao i abonné
🛑 Ary partage ity pub ty
Fisarihana sabotsy 1 février
Bonne chance daoly💖🥰

Presse citron 🍋 manuel kely afa ho entina mande2💖12000ar fotsiny Livraison à partir de 3000 ar /tana_ province  Mp sur c...
29/01/2025

Presse citron 🍋 manuel kely afa ho entina mande2💖
12000ar fotsiny
Livraison à partir de 3000 ar /tana_ province
Mp sur commande

Hey🥰Rappe masosotra Kely e,,tsy atahorana andratra tanana mihitsy izy ahLivraison tana de tsy adino ko nareo any amin'ny...
28/01/2025

Hey🥰
Rappe masosotra Kely e,,tsy atahorana andratra tanana mihitsy izy ah
Livraison tana de tsy adino ko nareo any amin'ny faraitra an🥰😍
Frais de livraison à partir de 3000 ar

Address

Antanimena
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Descah MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share