ANIM Analamanga

ANIM Analamanga Association Nationale des Infirmiers de Madagascar (ANIM)

13/05/2025

Semaine internationale des infirmiers.
Etoana dia maneho fankasitrahana feno hoan'ireo rehetra nifanome Tanana, nifandrimbona tamin'ny fanatanterahana ny hetsika rehetra.
Ny fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka,
Ny manampahefana rehetra teto amin'ny faritra Boeny,
Ny birao nasionaly izay tarihin'ny filoha nasionalin'ny Holafitry ny infirmiera
Ny Anabavy rahavavy ao amin'ny Holafitry ny Mpampivelona,
Ny ekipa rezionaly hoan'ny infirmiera Sy Mpampivelona rehetra,
Ny birao rezionaly rehetra manerana an'i Madagasikara,
Ny farany fa ny lehibe indrindra dia isika infirmiera Sy Mpampivelona rehetra, manomboka hatrany amin'ireo taniketsa ka hatrany amin'ireo efa manana andraikitra.
Ireo mpiara-miombon'antoka nifanohana Sy nifanome Tanana, nifandrimbona tamin'ny fanatanterahana ny hetsika fankalazana nasionaly ny herinandro iraisam-pirenena hoan'ny infirmiera.

Tsapa sy notanterahinareo tokoa araky ny lohahevitra hoe "Prendre soins des infirmiers renforce l'économie"

Amin'ny taona hoavy dia ny faritra atsimo andrefana indray no handray izany fankalazana nasionaly izany.

11/05/2025

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ANIM Analamanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share