Emouna Network

Emouna Network Emouna Network incarne bien plus qu'une simple plateforme audiovisuelle: c'est un phare éclatant de savoir et de découverte.

C'est une aventure où chaque clic ouvre la porte vers de nouveaux sommets de compréhension et d'inspiration.

⚠️⚠️Compte tenu de la situation actuelle dans notre pays, nous restons tous attentifs à l’évolution des évènements. Dans...
13/10/2025

⚠️⚠️Compte tenu de la situation actuelle dans notre pays, nous restons tous attentifs à l’évolution des évènements. Dans ce contexte, nous avons décidé de reporter la diffusion en direct de notre film 19.21

23/09/2025

🌟 Un rêve, une passion, un défi : Irvin face au Championnat du Monde d’Échecs ! 🌟
♟️ Tamin’ny faha-14 taonany monja, efa nitondra avo ny lokon’i Madagasikara amin’ny tontolon’ny échecs i Irvin.
👉 Voafantina tamin’ny 2024 izy, saingy noho ny tsy fahampian’ny enti-manana dia tsy afaka nandeha.
👇 Amin’ity taona 2025 ity indray, tafiditra ao anatin’ny lisitry ny solontenan’i Madagasikara izy, hiatrika ny Championnat du Monde Jeunes d’Échecs any Albanie.
🎥 Ao anatin’ity vidéo ity izy no mizara ny dian’ny fiainany, ny nofiny, ary koa ny antsoantso ho fanampiana.
📍 Dingana iray sisa no tsy maintsy ho vitaina: ny saran-dalana amin’ny fiaramanidina ✈️ (7 700 000 Ar).
🙏 Na inona na inona azonao atao — fanomezana, fizarana, na teny fampaherezana — dia efa anisan’ny fanatanterahana ity nofy ity ianao.
❤️ Andao isika rehetra hanohana ny tanora malagasy, hampisongadina an’i Madagasikara maneran-tany ! 🌍

Izy no ANDRIANARIVONY Irvin Keynnan, 16 taonaTena tia ny taranja "échecs" izy. Tao am-pianarana École Lycée Privé La Pri...
22/09/2025

Izy no ANDRIANARIVONY Irvin Keynnan, 16 taona

Tena tia ny taranja "échecs" izy. Tao am-pianarana École Lycée Privé La Printanière no nitsirin'ny fitiavany ity taranja ity. Nivoatra hatrany anefa izy, hany ka niditra lalindalina kokoa tao anaty vondrona "La Vallée Chess Club".

Ny taona 2022 sy 2024 izy no tompondakan'i Madagasikara teo amin'ny sokajy nisy azy (U14 sy U15)

Ankehitriny, 16 taona izy izao ary anisany nahazo fanasana hanatrika ny "Championnat du monde des échecs jeunes" any Albanie ny 3 katramin'ny 16 oktobra 2025, miaraka amin'ireo namany.

Nisafidy izahay hanohana azy amin'ny handehanany amin'ity indray mitoraka ity, satria nohon'ny antony enti-manana dia tsy afaka nandeha tamin'ny Championnat d'Afrique izy ny 2024.

Ny tapakila-piaramanidina sisa no tsy azo fa efa milamina ny ankotran'izay: na ny lafiny ara-taratasy na ny "accomodations" any an-toerana na ny visa.

Vidiny: 7.700.000 Ariary

Mila ny fanohanantsika rehetra i Irvin, mba ho ohatra ho an'ireo tanora malagasy fa ny Malagasy dia afaka mifanohana!

Izay azon'ny tananao hatao dia hankasitrahana indrindra.

Azonao hatao ihany koa ny manjifa ny tee-shirt izay hisaoranay ny amin'ny fanohanany.

Misaotra indrindra tompoko 🙏

--------
Commande tee-shirt: for victory
-Mobile money alefa amin'ny reniny mivantana, azonao antsoina izy:
*Mvola: 0349387148 (Andrianarivony Aurel)
*Orange money: 0321471931 (Rabetafika Andrianarivony Aurélia Niony)

"Tsy misy manana ny ampy fa tsara ny mifanampy" 👉Herintaona lasa, tamin'ny 2024, no voasafidy hanatrika ny Championnat d...
20/09/2025

"Tsy misy manana ny ampy fa tsara ny mifanampy"

👉Herintaona lasa, tamin'ny 2024, no voasafidy hanatrika ny Championnat du monde Jeunes des échecs - U14" i Irvin, saingy nohon'ny tsy fahampian'ny enti-manana handefa azy dia tsy lasa izy.

👇Voasafidy indray izy ity 2025 ity.

📣 Amintsika mpiray tanindrazana, mpankafy ny lalao "échecs", ray amandreny no handefasanay fianakaviana izao antso avo izao, amin'ny fanohanana azy amin'izao dia izao.

📍Efa nohezahana tokoa ny lafiny rehetra teo amin'ny fikarakarana fa eto amin'ny "billet d'avion" no sisa hilanay fanohanana avy amintsika.

👉Billet d'avion aller-retour: Tana - Albanie - Tana (7.700.000 Ariary)

🙏 Izay azon'ny tananao hatao dia hankasitrahana indrindra 🙏

Izaho sy ianao manohana ny tanora malagasy ❤️

➡️ Afaka mandefa ny fanohananao amin'ny reniny:
📍Mvola: +261 34 93 871 48 (andrianarivony Aurel)
📍Orange money: +261 32 14 719 31 (rabetafika andrianarivony aurélia niony)

🙏 Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

13/09/2025

Loading...
Quelque chose se prépare.
Pour les passionnés

📸 Toujours dans les coulisses, on peaufine chaque détail pour vous…💡 Rendez-vous en Octobre 2025, on a hâte de partager ...
11/09/2025

📸 Toujours dans les coulisses, on peaufine chaque détail pour vous…
💡 Rendez-vous en Octobre 2025, on a hâte de partager ça avec vous ❤️🎬

04/09/2025

🎬 Le film évangélique 19.21 sort en Octobre 🙌✨
Ne manquez pas sa diffusion 👉 en direct sur notre page et sur la page de Fiderana Tsara sy be Mpankafy ! 💻📲

✨🎥Ho avy tsy ho ela ny fotoana hihainoana azy!👉 Interview exclusive🔥
28/08/2025

✨🎥Ho avy tsy ho ela ny fotoana hihainoana azy!
👉 Interview exclusive🔥

22/08/2025

🎬✨ Pendant le tournage de 19.21, un invité surprise a débarqué… 😂 👉 un fou rire qui a littéralement contaminé toute l’équipe ! 🎉🤣
Comme quoi, derrière l’intensité du film… il y a aussi des moments de bonne vibe pure ✨🙌

13/08/2025

🎬🔊 Un son… un détail… et tout change.
Coulisses bruitage du film 19 21 🎤✨
Rendez-vous en Octobre pour découvrir le film 📽️🔥

🎬 Silence… ça tourne !🎥 19.21, bientôt sur vos écrans 🎞️📢 Le clap retentit encore 🔔💥La diffusion approche… restez connec...
05/08/2025

🎬 Silence… ça tourne !
🎥 19.21, bientôt sur vos écrans 🎞️
📢 Le clap retentit encore 🔔💥
La diffusion approche… restez connectés ! 👀✨

🍽️🎬 Mba misy fotoana koa e hoe misakafo rehefa manao tournage an !!! 😋🎥
29/07/2025

🍽️🎬 Mba misy fotoana koa e hoe misakafo rehefa manao tournage an !!! 😋🎥

Address

Lot VA 33 EB Tsiadana
Antananarivo
101

Telephone

+261345640198

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Emouna Network posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Emouna Network:

Share

Category