BRO's Shortcom

BRO's Shortcom Shortcom avec 2 humoristes et 1 slameur.

Joyeux anniversaire à notre belle Jessica  SOARY
31/05/2025

Joyeux anniversaire à notre belle Jessica SOARY

30/05/2025

MANKASITRAKA O ! 🫶
Tontosa ny avant-première an’ilay Shortcom BRO’S ny 23 Mey lasa teo tao Ivokolo Analakely, ary tena nahafinaritra noho ianareo rehetra 🙏🏽
🎬 📺Manomboka Sabotsy amin’ny 7 ora sy sasany maraina izao, BRO’S ao amin’ny TVM – Karakory Antsika Jiaby, miaraka amin’i Sombiniaina Fotsiny , Benson Off ary Aina Maharavo 🔥
Hankasitraka manokana🙏:
💛Ireo vahiny nasaina sy tonga
💛 Ireo mpiara-miombon’antoka: OFNAC, Royal Spirits & Cie , Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina , ISSM (Ivontoeran’ny Sarimihetsika sy Sarimihaina Malagasy), Pepsi Madagascar officiel , ’Agency MDG, TVM – Karakory Antsika Jiaby, Gasy ary Rixlain Studio
👉🏽 Ary indrindra indrindra, ny ekipa manontolo ao amin’ny Za Mandresy Prod 💪🏽
Misaotra anareo rehetra manohana ny famokarana ary mino ny talenta malagasy 🇲🇬
Sabotsy amin’ny 7:30 maraina ao amin’ny TVM ary ny fotoana!

Retour en image Avant Première BRO’S à Ivokolo Analakely 23/05/25Mankasitra antsika rehetra namaly ny fanasana🙏Voaray da...
24/05/2025

Retour en image
Avant Première BRO’S à Ivokolo Analakely 23/05/25
Mankasitra antsika rehetra namaly ny fanasana🙏
Voaray daholo ny hafatra🥰❤️
Mankasitraka foana manohana ny famokarana Malagasy🇲🇬📽️
Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina
ISSM
OFNAC
Royal Spirits & Cie
Pepsi Madagascar officiel
Mishiky Gasy
Karakory TV
studio
Ekipan’i Ntso, Sandy sy ekipa ZaMandresy prod
les Bro’s: Aina Maharavo Benson Off Sombiniaina Fotsiny sy invitée Jessica SOARY
Ary indrindra mères des Bro’s🙏

Jour J 📽️
23/05/2025

Jour J 📽️

Ho an’izay nahazo invitation aza adino ny AVANT PREMIERE BRO’S ny Zoma 23 Mai 2025 à 17h ao amin’ Ivokolo AnalakelyDia h...
21/05/2025

Ho an’izay nahazo invitation aza adino ny AVANT PREMIERE BRO’S ny Zoma 23 Mai 2025 à 17h ao amin’ Ivokolo Analakely
Dia ho avy tsy ho ela ny diffusion sur Karakory TV

BRO’SEn Avant-première, soyez les premiers à vivre l’histoire🗓RDV le vendredi 23 mai à 17h – Ivokolo Analakely
16/05/2025

BRO’S
En Avant-première, soyez les premiers à vivre l’histoire
🗓RDV le vendredi 23 mai à 17h – Ivokolo Analakely

15/05/2025

Hisy vaovao mahafinaritra be fa aza miala 😉

Raikitra ary e ⁉️ Zoma ny fotoana antsika any Majunga. Dia efa amboary ny fotoana ao Majunga 401 logement. miaraka amin'...
01/06/2024

Raikitra ary e ⁉️ Zoma ny fotoana antsika any Majunga. Dia efa amboary ny fotoana ao Majunga 401 logement. miaraka amin'i Benson Off sy Aina Maharavo 🔥.
Mafana tsara io, any mihaona ✌️.

#401

Ne ratez plus C'est tous les samedis😉
22/05/2024

Ne ratez plus
C'est tous les samedis😉

Bientôt😉
09/05/2024

Bientôt😉


Address

Anjanahary
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BRO's Shortcom posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share