EDM - Madagascar

EDM - Madagascar Best of EDM Madagascar

Raha ny hevitrareo dia aiza amin'ireto hiran ireto no mendrika ahazo ny RDJ Mozika 2025 ato amin'ny catégorie EDM ? Zara...
26/01/2026

Raha ny hevitrareo dia aiza amin'ireto hiran ireto no mendrika ahazo ny RDJ Mozika 2025 ato amin'ny catégorie EDM ?

Zarao ny hevitrao 🇲🇬

Ho fankasitrahana ireo Mpanakanto sy Hira malagasy tsara indrindra nandeha teto amin'ny RDJ 96.6 FM tamin'ny taona 2025📻
RDJ, Orange sy World Cola manolotra anao RDJ Mozika🎶
📌Ny Asabotsy 21 febroary ao amin'ny Novotel

✔️Fidio ireo Hira tena nankafizinao tao amin'ny Sokajy :
EDM
⚠️Ny fifidianana anaty tranokala ihany no manakery😀
https://mozika.rdj.mg/category/edm

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EDM - Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to EDM - Madagascar:

Shortcuts

Share

Category