
10/07/2025
Misaotra chorale AFFA Anjomakely bongatsara.π
Nahafatifaty be ianareo β€οΈβ€οΈβ€οΈ
Mirarisoa hoan'ny tarika ary enganie mba hiroborobo ny fitoriana ny vaovao mahafaly ataonareo.ho tratry ny 30 taona manaraka indray.
βhoanareo fikambanana,fianakaviana,chorale sns......
Mitongava mp na miantso mivantana @ 0344416928 na sur WhatsApp.
@ izay commande ilainao toy ny tee-shirt personnalisΓ© ou vierge,polo personnalisΓ© ou vierge,robe sns ......
Misy fihenambidy hoan'ireo fikambanana manao commande.