Elion TV

Elion TV “La vérité sans filtre.”

07/09/2026

Nanakiana Kiala Ngita sy Dance Tik Tok aho teto dia nahazo vava ratsy be hoe : Aleho ny olona hanala, any am LinkedIn sy coursera mandeha, Formation inona nataony eo...

Hoy Ibrahim Traoré :

Sophie Randria & Amo Kennedy ❗❗ VITA TANTARA 💔Omaly Zoma no nanao fanambarana tao am compte Tik Tok-ny i Sophie Randria ...
05/09/2026

Sophie Randria & Amo Kennedy ❗❗ VITA TANTARA 💔

Omaly Zoma no nanao fanambarana tao am compte Tik Tok-ny i Sophie Randria fa nisaraka i Kennedy Amo sy ny Tenany, rehefa niaraka nandritry ny 9 taona.

Tsiahivina fa ny taona 2017 izy roa no nanomboka niaraka raha vao 19 taona monja i Sophie ary i Kennedy hoy izy no anisany Lehilahy notiaviny volohany sy nahalalany fitiavana.

Araky ny nambaran'ity Créatrice de contenu sy Influenceuse ary pilatro ity moa dia efa ny faran'ny volana Jolay izy ireo no nisaraka fa izao vao nambarany tamin'ny fomba Ofisialy.

Tsy nilaza ny antony mazava kosa anefa izy fa notsindriany fa tsy nisy fampirafesana na ny hoe tsy tiako intsony fa miha mitombo ny taona hoy izy ary miha mivoatra miaraka amin'izay ny zavatra tsapa sy hita.

Nirary soa sy nitsodrano an'i Kennedy moa izy ary nilaza mihintsy izy fa any amin'ny fiainana hafa angamba dia "meilleur ami" na "Grand frère" any mihintsy i Kennedy satria tiany loatra. ❤️

Ny forever nareo koa ve mbola tsy rava? 😁

©Elion TV / Araho pejy

Ianareo ve tsy mahita fa ny Génération 80-90 dia ohatran'ny tsy mety Antitra zany fa tanora lalandava 😁 ?? Inona ary lay...
03/09/2026

Ianareo ve tsy mahita fa ny Génération 80-90 dia ohatran'ny tsy mety Antitra zany fa tanora lalandava 😁 ??

Inona ary lay secret?

©ELION TV

Tsy tokony ho gaga isika raha simba ny fiaraha-monina eto Madagascar. Zavatra toy izao foana no mahaliana sy hifaninanan...
02/09/2026

Tsy tokony ho gaga isika raha simba ny fiaraha-monina eto Madagascar.

Zavatra toy izao foana no mahaliana sy hifaninanan'ny tanora.

i Kiala Ngita no mitarika dia manaraka daholy ny tanora, dia faly ery tsy mba misy tonga saina.

Andeha ataontsika hoe formation professionnel na Atelier mahasoa io, betsaka ve no liana?

Tsy ahita zavatra toy izao mihintsy isika any Chine na Russie na Etat Unis, eny fa na atsy Nosy Maurice ary ny jeune tsy hanao anzao mihintsy.

Tsy contre ny LGBT aho na ny orientation se****le an'ny Olombelona tsirairay fa raha mandinika isika izy ireo no variana mifanasa vangy eraky ny réseau sociaux dia faly ery isika manao Trend sy manao imitation azy

oh rankizy? handeha ho aiza isika!

Mila ny fahatongavan-tsaintsika ity firenena ity 🙏

©Elion TV / Araho ny Pejy

blague du jour©Elion TV
01/09/2026

blague du jour

©Elion TV

31/08/2026

Elah adinina lesona dia tsy laitra ahitsy mintsy

Tsy raikitra. ©Elion TV/ Araho pejy
31/08/2026

Tsy raikitra.

©Elion TV/ Araho pejy

31/08/2026

INTERVIEW COMPLET an'izy 4 mirahalahy.

Araho pejy
©ELION TV

31/08/2026

INTERVIEW Complet an'izy 4 mirahalahy.

©ELION TV / Araho pejy

Ny Ntsoa, Iray amin'ireo tovolahy nanao adalàna ka voatifitra.Mampalahelo ny tantara satria hilalao baolina kitra no ten...
31/08/2026

Ny Ntsoa,
Iray amin'ireo tovolahy nanao adalàna ka voatifitra.

Mampalahelo ny tantara satria hilalao baolina kitra no tena nifindrany teto andrenivohitra raha nambaran'ny reniny.

Izy zay anisan'ny Kintan'ny 67 City Fc ary kapiteny ihany koa.

Tena mahay baolina i Ny Ntsoa ary saika homme du match sy meilleur joueur foana izy isaky ny Tournoi lalaoviny

Indrisy anefa, voatariky ny naman-dratsy izy ary raha jerena ny Interview izy no anisany Innocent indrindra tamin'izy 4. Vokatry ny baolina tsy raikitra fotsiny ihany no naha taraiky azy.

Tandremo rankizy ny naman-dratsy 🙏

©Elion TV / Araho hatrany ny pejy tsika

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Elion TV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category