BaBy Maverick

BaBy Maverick Pejy Ho fizarana soson-kevitra sy kojakoja ilaina hoan Reny sy zazah voateraka

17/07/2025
Ho antsika Ray Aman-dReny eto Antsirabe 📢📢📢Manasa anareo hitsidika ny pejy Spécial Kidz Land . Hisokatra tsy ho ela ny t...
08/07/2025

Ho antsika Ray Aman-dReny eto Antsirabe 📢📢📢
Manasa anareo hitsidika ny pejy Spécial Kidz Land . Hisokatra tsy ho ela ny toerana 🗾🗾❤️❤️📣📣📣

📣📣📣📣 Ateliers, Activités de Vacances et Espaces de Jeux & Éveil pour enfants 🔊🔊🔊

Localisation : Centre fihavanana Tsarasaotra Antsirabe

Hisokatra tsy ho ela ny toerana fandraisana ankizy hilalao sy hampitombo fahalalana aminy lafiny maro eto Antsirabe.

Maro isika Ray Aman-dReny sahirana mitady zavatra ho ataony papouzy mandritran'ity fialantsasatra ity ❓❓

Spécial Kidz Land Dia toerana iray ahitana club spécial hoan'ny ankizy 3 à 11 ans.

Misokatra maraina aminy 8h ka hatraminy 11h30
Ary ny ariva aminy 13h ka hatraminy 16h30

Ny fandaharana fampilalaovana, fizarana fahalalana, fialana voly hoan'ny ankizy dia mandritra Alatsinainy - Sabotsy.

Raha Mila fanazavana misimisy dia manasa anao iantso ny laharana 034 95 353 51 na 032 75 536 00

Na koa mandefa hafatra miafina na mp.

Ouverture officielle / Porte Ouverte / Visite des lieux pour les parents : 16 Juillet 2025

🐣💛 Mirary fety P***a sambatra ho anareo rehetra !Enga anie ity faran’ny herinandro ity ho feno fitiavana, fihomehezana, ...
19/04/2025

🐣💛 Mirary fety P***a sambatra ho anareo rehetra !

Enga anie ity faran’ny herinandro ity ho feno fitiavana, fihomehezana, fihaonana amin’ny fianakaviana, ary mazava ho azy… mamy sy “chocolat” 🍫🐰

🌸 Fotoana tsara izao hialàna sasatra, hifaliana amin’ny fiainana tsotra ary hanangonana hery vaovao.

📆 Miverina indray isika avy eo, feno aingam-panahy sy fahavononana ho an’ny tetikasa vaovao !

Joyeuses Pâques daholo e ! 🐥✨

01/01/2025
🩱🤿🤿 Eoh mafana izao ny andro 🌞🌺🌻 Accessoires Bouée hoentin papouzy milomano 💦💦🏊🧜🤽🤽🤽
03/10/2024

🩱🤿🤿 Eoh mafana izao ny andro 🌞🌺🌻

Accessoires Bouée hoentin papouzy milomano 💦💦🏊🧜

🤽🤽🤽

✅ Sac à repas Disney disponible ( Fille & garçon) 🌈🌈🌈✅ Chapeau Bob Dessin animé 👒👒♥️♥️
02/10/2024

✅ Sac à repas Disney disponible ( Fille & garçon) 🌈🌈🌈
✅ Chapeau Bob Dessin animé 👒👒♥️♥️

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Stėphie F...
02/10/2024

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Stėphie Fanomezantsoa, Lucie Ralivololonirina, Rhyndah Elysah, Tiana Emma Ttft, Eric Tsiefa Dit Ra-boda

Lot pour fille 👚🩲❤️🌸🌸✅Taille 3 à 6 mois✅Débardeur rose + jean jupe + 3 culotte enfant✅Très Bon Etat Prix 15 000 Ariary
01/10/2024

Lot pour fille 👚🩲❤️🌸🌸

✅Taille 3 à 6 mois
✅Débardeur rose + jean jupe + 3 culotte enfant
✅Très Bon Etat

Prix 15 000 Ariary

😍😍 Bon début de semaine jiaby 👍🤩😍
30/09/2024

😍😍 Bon début de semaine jiaby 👍🤩😍

SPÉCIALE ROBE 👗👗 Petite fille 🌺💐🌸 Plusieurs choix à partir de 6 mois
27/09/2024

SPÉCIALE ROBE 👗👗 Petite fille 🌺💐🌸 Plusieurs choix à partir de 6 mois

♥️☺️ Sac pop it enfant 🛍️🌞🌺🌸✅Plusieurs modèles au choix✅ Mini - Moyen ✅Etat neufPrincess 👒🌸 Raiponce ♥️🩷 Licorne 🦄🦄🌈
26/09/2024

♥️☺️ Sac pop it enfant 🛍️🌞🌺🌸

✅Plusieurs modèles au choix
✅ Mini - Moyen
✅Etat neuf

Princess 👒🌸 Raiponce ♥️🩷 Licorne 🦄🦄🌈

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BaBy Maverick posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share