
08/05/2024
Maro ny mpisoloky ato anaty ny tambazotra ka mihena ny fahatokisan'olona ny mpampiofana arak'asa indrindra ato anaty ny facebook.🥹
Misy anefa ireo tena manao ny asany ara-dalana amin'ny maha mpampiofana azy fa tsy faly haka vola fotsiny.
Anisan'izany izahay ato amin'ny 's Work online💸 ( mampiofana momban'ny asa en ligne)
Amin'izao fanokafana ny toeram-panofanana izao dia faly izay ato amin'ny pejy manome fihenam-bidy lehibe.
Manasa anao ary hanaraka ny pejy🥰🥰