Pretty Sounds Musics

Pretty Sounds Musics Studio de production (Évangélique). Playback Instrumentale🎹🎶
Prise de son🎙🎧
Clip Vidéo🎥🎬

13/06/2024

Gasikara - JAWS Band (Instrumentale)🎹🎶
Elaela tsy nizara hira teto amin'ny pejy, somary sahirana kely tamin'ny fotoana ahafahana andatsahana hira teto.
Manao prise de son sy tournage clip ihany koa izahay ho antsika chorale sy groupe gospel.
Tsidiho ny pejy fa misy santionany maromaro ao☺️
© Pretty Sounds Musics
Contact: +261342621902 / +261331848474 / MP

Mitohy hatrany ny fandraisana commande amin'ny fanaovana playback instrumentale amin'izao vanim-potoanan'ny krismasy iza...
24/11/2023

Mitohy hatrany ny fandraisana commande amin'ny fanaovana playback instrumentale amin'izao vanim-potoanan'ny krismasy izao.

Manao prise de son sy tournage clip ihany koa izahay ho antsika chorale sy groupe gospel.
Tsidiho ny pejy fa misy santionany maromaro ao☺️
© Pretty Sounds Musics
Contact: +261342621902 / +261331848474 / MP

25/11/2022

Merry Christmas - SAMi Anosibe (Instrumentale)🎹🎶
Mitohy hatrany ny fandraisana commande amin'ny fanaovana playback instrumentale amin'izao vanim-potoanan'ny krismasy izao.

Manao prise de son sy tournage clip ihany koa izahay ho antsika chorale sy groupe gospel.
Tsidiho ny pejy fa misy santionany maromaro ao☺️
© Pretty Sounds Musics
Contact: +261342621902 / +261331848474 / MP

24/06/2022

Ny Anaranao - Tanà Gospel Choir (instrumentale)

Aza misalasala mandefa MP raha anao commande.
Version demo ito fa raha mila ilay tena izy tsy misy feo lafika ianao dia afaka mandefa MP.

Copyright© by Pretty Sounds Musics

01/11/2021

Tonga ny noely - ODON (Instrumentale)

Manomboka ny volana vaovao isika, eo am-panomanana ny noely daholo. Ataovy mialoha ny réservation amin'izay asa tianao atao ato aminay fa tena efa betsaka ny milahatra ao.

Contact: +261342621902 / +261331848474 / MP
© Pretty Sounds Musics

05/12/2020

Tonga hidera - JAWS Band (instrumentale complet)

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana ireo izay anao commande instrumentale playback amin'izao ankatoky ny fety izao. Aza misalasala mandefa MP. Tsy mifidy gadona.

Mankasitraka feno ny Voix de la Louange tonga nanao ''prise de son'' tato amin'ny studio omaly. Mirary fahombiazana hatr...
19/10/2020

Mankasitraka feno ny Voix de la Louange tonga nanao ''prise de son'' tato amin'ny studio omaly. Mirary fahombiazana hatrany.

Mbola mitohy hatramin'ny faran'ny volana novembre ny promotion ho an'ireo mikasa hanao réservation.

by Pretty Sounds Musics.

Mankasitraka antsika rehetra nanohana sy nanaraka hatrany ny pejy.
04/10/2020

Mankasitraka antsika rehetra nanohana sy nanaraka hatrany ny pejy.

Pour tout réservation d'une scéance de prise de son, Pretty Sounds Musics vous offre le double Gratuitement. Valable jus...
23/09/2020

Pour tout réservation d'une scéance de prise de son, Pretty Sounds Musics vous offre le double Gratuitement. Valable jusqu'à la fin du mois de Novembre. Visitez l'onglet "Boutique" pour plus d'information sur nos services.

Ny Pretty Sounds Musics dia manolotra prise de son gratuit ho an'ireo rehetra izay manao reservation Prise de son ato amin'ny Studio. Manan-kery katramin'ny faran'ny volana Novambra io tolotra io. Manasa anao hitsidika ny onglets "Boutique" mba ahafantarana ny tolotra rehetra ataonay.

Address

S III 11 Ambivihy, Soavina Atsimondrano
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 07:30 - 18:00
Tuesday 07:30 - 18:00
Wednesday 07:30 - 18:00
Thursday 07:30 - 18:00
Friday 07:30 - 18:00
Saturday 07:30 - 12:00
16:30 - 20:00
Sunday 07:30 - 18:00

Telephone

+261342621902

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pretty Sounds Musics posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pretty Sounds Musics:

Share