VAH RAN

VAH RAN MIEZAKA🫰🏻,MIARITRA🏋🏻,MIOTY ALOHA💪🏻VAO MIATO🤝🏻🥺🙏🏻 Tsy maintsy tafavoaka ny tanjona aho satria ZANAK'IZA Ialahy no tsy ho TAFARINA❓

21/12/2025
06/11/2025

Tena ady hevitra efa nataoko t@ olona ty😅:"Ela vao manazava hoe ny Proteine anie singa iray ao anaty sakafo dia valin'ny zoky oe aleo ihany naturel !"

Lioscar Rollando ✍🏻

sao mba tokony hifanaja ihany fa aiza ny zo anay tsy manin tsy manin zany?
03/11/2025

sao mba tokony hifanaja ihany fa aiza ny zo anay tsy manin tsy manin zany?

Tian'ny mpankahala ho hitany any ambany isika, nefa tsy ainy fa avy any ambany ihany no niandohantsika😎.Vah   ✍🏻
27/10/2025

Tian'ny mpankahala ho hitany any ambany isika, nefa tsy ainy fa avy any ambany ihany no niandohantsika😎.

Vah ✍🏻

20/10/2025

Tsy fanaoko ilay mirevy fa enao kosa rangah tena reveko ah🥺!!

11/10/2025

Miratra ny maso ka aza variana🇲🇬✔

04/10/2025

TSY AZOKO🤔
Hoy zareo hoe:"AOKA HONO IZAY ILAY GREVY FA MIJALY RY ZAREO TSY MIASA".
D izao ry zareo migrevy:"FA ANGAH TSY MIASA NDRAY EH🤔🤣🤣🤣🤣?

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VAH RAN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share