ASbF Trade

ASbF Trade Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ASbF Trade, Digital creator, Antananarivo.

Waiting
02/06/2025

Waiting

Retour
02/06/2025

Retour

23/05/2025

Way lele 😏

Missed 😂, efa matahotra loatra antsika ity vix ity 🤣
04/09/2024

Missed 😂, efa matahotra loatra antsika ity vix ity 🤣

Bonne nuit🥰
20/08/2024

Bonne nuit🥰

Anaty ra✅😘
20/08/2024

Anaty ra✅😘

Formation  en ligne 200.000Ar ✅💹, seulement pour 10 premières personnes .Durée illimitée avec suivie à vie ✅,Stratégie  ...
20/08/2024

Formation en ligne 200.000Ar ✅💹, seulement pour 10 premières personnes .
Durée illimitée avec suivie à vie ✅,
Stratégie (ANALYSIS SYSTEM OF FIARETANA ).
Azavaiko kely: ny stratégie tompoko dia mari karazana, ary samy manana ny fiforonany sy ny mpamorona azy izy ireny. Ny dia système d'entrée en position , izany hoe zavatra efa ao anaty marché ihany fa nokarohina sy nalalinina. Izany hoe vokatry ny fikarohana manokana ny nahatonga ilay anarana fa tsy vokatry ny famoronana akory.
Ary ataoko fa tsy nisy namorona stratégie fa nikaroka no natao .
❌MAHATOKY NY GASY MITOVY AMINAO VE IANAO RAHA FAHAIZANA?
Efa maro ireo nahita fa forex aloha no efa hitako betsaka. Andao hiaraka amiko raha hanao .
200.000Ar ny prix dia tongava mp.


💹 ✅ 🙏 ❤️

Tantara kely entina manomboka ny semaine 😍Mirary herinandro mahafinaritra be ho anareo    💹 ✅ 🙏 ❤️
19/08/2024

Tantara kely entina manomboka ny semaine 😍
Mirary herinandro mahafinaritra be ho anareo


💹 ✅ 🙏 ❤️

Bonne nuit nareo
17/08/2024

Bonne nuit nareo

Morning day .Love you vix 😍    💹 ✅ 🙏 ❤️
17/08/2024

Morning day .
Love you vix 😍


💹 ✅ 🙏 ❤️

Na efa nianatra 5ans aza ianao nefa ny zavatra nianaranao no diso dia tsy ho tafavoaka izany.Tsara ny misy mpitarika reh...
16/08/2024

Na efa nianatra 5ans aza ianao nefa ny zavatra nianaranao no diso dia tsy ho tafavoaka izany.

Tsara ny misy mpitarika rehefa manao zavatra.
Dia mba kendreho ho mpitarika mahay.

Misy offre formation +signal ato amiko ka manasa anao handefa mp raha mahaliana anao. ✅

Stratégie ASbF +Bystra no ampianariko .
Ary marihina fa mora dia mora ny prix.

Mety ho an'ny kely2 capital satria scalping no style hiainga ao.


💹 ✅ 🙏 ❤️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ASbF Trade posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share