RADIO PLUS Madagascar

RADIO PLUS Madagascar La Radio Nostalgie

RADIOPLUS 100.2FM..La radio nostalgie...
17/07/2021

RADIOPLUS 100.2FM..La radio nostalgie...

26/03/2020

AO ANATIN'NY CONFINEMENT!!
MIARAKA AMIN'NY RADIOPLUS !!!
ANDRAMO ANGE E!!

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2019.Ho feno ny fitahian'Andriamanitra anie ty taona ty! ho taona zin...
08/01/2019

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2019.Ho feno ny fitahian'Andriamanitra anie ty taona ty! ho taona zina ho antsika !

Prisca RAKOTOARIMANANA - Diary RANAIVOSON - Ihaja RANDRIA - Solofo hery ANDRIAMBOLOLONA
25/10/2018

Prisca RAKOTOARIMANANA - Diary RANAIVOSON - Ihaja RANDRIA - Solofo hery ANDRIAMBOLOLONA

11/10/2018

Ireto avy ireo ora sy fotoanan'ny tantara eto amin'ny RADIOPLUS 100.2 FM ho anareo nangataka:
Alatsinainy - zoma: tantara mitohy isaky ny @ 1ora sy sasany atoandro.
Miverina iray manontolo isaky ny zoma amin'ny 8 ora sy sasany alina. Mankafiza finaritra e!!!

26/04/2018
ASAKASAKAREO TSY HO TONGA!!!!!
26/04/2018

ASAKASAKAREO TSY HO TONGA!!!!!

09/03/2018

Miarahaba Tompoko o!!!! miala tsiny tamin'ny tsy fandraisanareo ny RADIOPLUS fotoana elela zay!! mbola mampanantena nefa izahay fa ho tomombana izany afaka andro vitsivitsy!! MANKASITRAKA e!!!

30/01/2018

Salama Tompoko o!! Mbola manome voninahitra anareo izay mpakafy sy mpanaraka, indrindra ireo mpiondana RADIO PLUS 100.2FM!!! Ho avy indray ny emission vaovao ry zareo,miisa roa be zao izy ireo!! Ho an'ny ankizy sy ny tanora zokiny ary ny olon-dehibe!! AZA MISARAKA AMINAY FA HOTSIKAFONINAY NY FAHATSIAROVANA ANY ANATIN'NY FONAO!!! RADIOPLUS ILAY ONJAM PEO MAMPANEMBONA!!

03/01/2018

RADIO PLUS 100.2 FM ilay onjam peo mitondra anao any amin'ny fanembonana sy ny fahafinaretana faratampony tamin'ny lasanao!! MIRARY TAONA FENO FAHASALAMANA SY FANAMBINANA EO AMBANY FITAHIN'ILAY NAHARY HO ANTSIKA REHETRA!! Miarahaba anao sy manonona ny fiadanana ho anao amin'ity taona 2018 ty!! MANKASITRAKA EE!!!!

21/11/2017

Misaotra anareo tonga raha nantsoina!! misaotra anareo mpakafy RADIOPLUS sy TVPLUS!!!tamin'ny FINAL KP sy DC teny ANTSONJOMBE!! misaotra ireo nanohana tao amin'ny RADIO!! MANKATELINA TOMPOKO O!!!!

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RADIO PLUS Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category