V O L A F A F I kely tonga be

V O L A F A F I kely tonga be Mamafy kely Tonga BE
Lalao fisarihana, ASA, Fizarana hafaliana sy fahombiazana.

Midira fikambanana vola foinao anaSOAvana ny rehetra.
0338646696/0347177396
W3724-1

Toy izao ary ny Lalao Fisarihana ataotsika.Miditra fikambanana amin ny sarany izay vola foinao ka arakaraky ny fotoana s...
02/07/2024

Toy izao ary ny Lalao Fisarihana ataotsika.
Miditra fikambanana amin ny sarany izay vola foinao ka arakaraky ny fotoana sy laharana nidirana membre no isarihana anao.
Ireto avy ary no zavatra atao fisarihana:
Akanjo Ny Ainga(tee-shirt na polo)
Depliant Ny Ainga
Téléphone(Touche na Android)
Pommade Mahasoa
Baume mafana
Tantely
Cable chargeur
Carte USB
Batterie
Boitier
Power bank solaire
Panneau Solaire
Radio Solaire
Fanafody Natoraly
Fatana mitsitsy
Vilany mitsitsy vita Gasy.
Mbola bediabe fa arakaraky ny vola arotsakao ny famomezana atolotra Anao..
Mahazo daholo satria izay tsy voasarika dia mbola ho sarihana foana.
Tsy manavaka olona iditra fikambanana fa raisinay daholo na Ariary zato aza no arotsany.
Rehefa tafiditra membre ianao dia misy Asa omenay izay ahazoana vola mihoatra ny 1.000.000ar raha miasatsara sy maharitra.
Asa natao ho Anao na efa miasa na vao mitady asa na mbola mianatra fa tokony iasa dia mety daholo.
Mila manana compte Mobile Cash(Mvola,Airtelmoney,Orange money rehefa membre ato amin ny VOLAFAFI.
Ireto ny numero andefana ilay vola na aterinao mivantana fa mila raisinay ny momba anao.
Raha any amin ny faritany no misy anao dia alefanay Colis ny loka azonao fa enao no miantoka frais.
Ny eto tana dia aterinay ihany koa fa manome 1000ar fotsiny ianao.
Tena misy ny VOLAFAFI ary mijoro sy miroso atrany amin ny ASASOA ho fanavotana ny Toe-Karena manerantany.
Mpanorina sy Mpitantana.
Mr Andry William Stephan.
Teraka Tao Alakamisy Antanimarina Ankadinandriana Tana Avaradrano ny Taona 1988.
033.86.466.96/034.71.773.96

Faly miarahaba sy mandray Anao ampifaliana tongasoa ato amin ny fikambanana VOLAFAFI.Ny antony namoronako ity fikambanan...
02/07/2024

Faly miarahaba sy mandray Anao ampifaliana tongasoa ato amin ny fikambanana VOLAFAFI.
Ny antony namoronako ity fikambanana ity dia nohon ny fiakaran ny fidin entana manerantany ka lasa mihasahirana ny ankamaroan ny olona vao mahazo vola sy mahatakatra ny vidin entana ka lasa miafy tsy fidiny.
Ny fampiasana VOLA ihany anefa no tena vahaolana akaiky sy mahomby indrindra satria niainako ilay izy.
Rehefa mampiasa vola ianao dia ny vola no tena miasa fa enao mandrindra fotsiny.Rehefa mampiasa vola enao dia afaka manatanteraka izay nofinofy tsara tinao ho atao.
Vokatry ny fampiasana vola dia lasa miadana kokoa ianao fa tsy mirotoroto manenjika ora fixe intsony ary tsy voasazy raha tara sy te akaina tsy hiasa.
Misy tombotsoa bediabe no azo amin ny fampiasana vola.
Koa raha te ampiasa vola izay tinao Ampiasaina na ariary 100 aza dia midira fikambanana ato amin ny VOLAFAFI fa raisinay ampitiavana ianao.
Ny anton io pdc ho sarin Ny Tarika Ny Ainga no ho eo dia satria noho ny Fisian io Tarika io no nahatoizao any.
Mbola azavaiko misimisy kokoa ny momba izay rehefa tafahoana isika.

Address

Ambohimangakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when V O L A F A F I kely tonga be posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share