Corps des Sapeurs Pompiers CUA

Corps des Sapeurs Pompiers CUA Les Corps des Sapeurs-Pompiers d'Antananarivo est un service d'incendie et de secours.

Mba ho fisoroana ny loza izay nateti_pitranga tamin'ny fampitana lakana amin'ny ireo reniranon'ny Ikopa dia nanomboka an...
02/06/2025

Mba ho fisoroana ny loza izay nateti_pitranga tamin'ny fampitana lakana amin'ny ireo reniranon'ny Ikopa dia nanomboka androany 02 Jona 2025 ka hatramin'ny 06 jona ny fampihofanana maimaimpoana omen'ny Vondron'ny Mpamonjy Voinan'Antananarivo Renivohitra .
Izany dia hizara roa, ka ny roa andro voalohany dia ahitana ny fampianarana teorika ary ny telo andro faharoa no hanaovana ny fampiharana
Iza no natao dia mba hisorohana ny loza izay matetika mitranga

28/05/2025
22/05/2025
Olona latsaka tao anaty lava-drano anio faha 14 mai 2025 tamin’ny 12 ora 57 teny Fitraofana Talatamaty.15 mn ny fahareta...
14/05/2025

Olona latsaka tao anaty lava-drano anio faha 14 mai 2025 tamin’ny 12 ora 57 teny Fitraofana Talatamaty.
15 mn ny faharetan’ny fikarohana nataon’ireo mpamonjy voina dia tafakatra ny razana.
Vehivavy iray 28 taona, tsy mahatsiaro tena, tsy miaina, tsy mitempo ny fony, olioly volo, zarazara fihodirana.
Marihana fa teo ampatsakana rano izy no fanina ka izao latsaka Tao anaty lava drano izao

04/05/2025
Fiara nirehitra teny Nanisana ny alin’ny 02 mey hifoha 03 mey. Naharay antso ny Vondron’ny mpamonjy voina tamin’ny 11ora...
03/05/2025

Fiara nirehitra teny Nanisana ny alin’ny 02 mey hifoha 03 mey. Naharay antso ny Vondron’ny mpamonjy voina tamin’ny 11ora sy 24 mn alina fa misy fiara sprinter « bus 186 » eny Nanisana akaikin’ny EPP. Niomana avy hatrany ary nalefa ny fiarabe mpamono afon’Andravoahangy. Noho ny fahasarotana dia niantso "renfort" izy ireo ka nalefa nanampy tosika ny avy eto Tsaralalana. Naharitra ora iray sy 20mn vao Maty tanteraka ny afo. Nisy ihany koa fiara golf iray izay voakasiky ny afo ny ilany havia.
Manentana hatrany ny amin’ny fitandremana ny Vondron’ny mpamonjy voina.

HO FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENEN'NY MPAMONJY VOINA NY ANDRON'NY 04 MAY DIA HISY IRETO HETSIKA MANARAKA IRETO AO A...
29/04/2025

HO FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENEN'NY MPAMONJY VOINA NY ANDRON'NY 04 MAY DIA HISY IRETO HETSIKA MANARAKA IRETO AO AMIN'NY TOBY TSARALALANA NY 03 MAY 2025 HO AVY IZAO AMIN'NY 09 ORA MARAINA KA HATR'AMIN'NY 03 ORA HARIVA.

Address

Tsaralalàna
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Corps des Sapeurs Pompiers CUA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share