Radio Fandresena 97.4 fm

Radio Fandresena 97.4 fm Radio Fandresena - fréquence 97.4 Mhz Station de Radio évangélique - Toujours avec vous

🥳🥳🥳30 Jona : Joyeux anniversaire Bishop Patrick ANDRIANARIVO🎊🎊🎊 Miara-paly sy mirary soa indrindra anao izahay rehetra e...
30/06/2025

🥳🥳🥳30 Jona : Joyeux anniversaire Bishop Patrick ANDRIANARIVO

🎊🎊🎊 Miara-paly sy mirary soa indrindra anao izahay rehetra eto amin'Radio Fandresena 97.4 fm fm
🔥🔥🔥 Mirary soa, fahaela-velona, fahitam-pitia, fahavokarana amin'ny lafiny rehetra ho anao izahay tompoko.
🤗🤗🤗Maro be amin'ny mpihaino sy mpanaraka ny onjam-peo 97.4 fm no voatahy sy niova fiainana, lasa nahafantatra an'i Jesosy ary nitombo amin'ny finoana, noho ny toriteninao.

🙏🙏🙏 Koa mankasitraka indrindra tompoko, faly izahay mankalaza ity andro ity ary misaotra an'Andriamanitra manokana amin'ny fisianao.

💌 Inona ny toriteniny efa norenesinao ka nitondra fiovana taminao manokana?

Fiadanana e!Ampitomboina amintsika rehetra anie ny fahasaoavan'Andriamanitra.  na ny GLVM no hivahiny ao anaty fandahara...
13/06/2025

Fiadanana e!
Ampitomboina amintsika rehetra anie ny fahasaoavan'Andriamanitra.

na ny GLVM no hivahiny ao anaty fandaharana manokana rahampitso Sabotsy 14 Jona @ 9h30 maraina.

Manasa antsika rehetra hanaraka izany fa manana vaovao tena mahafinaritra be hozaraina amintsika izy ireo.

Mirary soa , fiadanana o!
Radio Fandresena 97.4 fm ilay onjam-peo mampandresy anao

Inty ny lien ny pejin'izy Ireo https://www.facebook.com/share/1FveDUQst6/

RESADRESAK'Ô📣RESADRESAKÉ📣Fandaharana "RESADRESAKA" eto amin'ny Radio Fandresena 97.4fm 💁Hiarahanao amin' i Aina sy Haja ...
15/05/2025

RESADRESAK'Ô📣RESADRESAKÉ📣

Fandaharana "RESADRESAKA" eto amin'ny Radio Fandresena 97.4fm
💁Hiarahanao amin' i Aina sy Haja
👉Mifampizara isika 👉Mifanoro hevitra
👉Mifanampy sy miresadresaka 😊

Loahevitra anio:
😊NY FAHAIZA-MANDAMINA😊
Aminao indray ary : inona avy ny zavatra tsy maintsy ilana fandaminana ? satria nahoana ?

Alefaso indray ary ny fizaranao e 😊😊
Atombohy aminny hoe: RESADRESAK'Ô📝👍👂
Ny somaiso ao amin'ny 👇
📲034 74 686 00
📲033 33 078 00
Ny commentaire kosa etsy ambany 📝👇
Mankasitraka tompoko🙏RESADRESAK'E🔥

Faly miarahaba antsika rehetra ny ekipan'ny LUNDI FM @ ity anio ity 🥰  Tongasoa isika rehetra ato anaty EMMISSION LFM et...
12/05/2025

Faly miarahaba antsika rehetra ny ekipan'ny LUNDI FM @ ity anio ity 🥰 Tongasoa isika rehetra ato anaty EMMISSION LFM eto @ 97.4fm

👉Anio isika hiresaka mahakasiaka ny hoe : "INONA NY TINAO ILAY TOETR'ANDRO NAFANA TEO VE SA ILAY MANGATSIKA HIDIRANTSIKA 'ZAO?🏖🏞🌅

Alafaso ary ny hevitrao @ 0347468600 na 0333307800
Aza adino ny👍 mizara @ pejy sy ny namana!

RESADRESAK'Ô📣RESADRESAKÉ📣Fandaharana "RESADRESAKA" eto amin'ny Radio Fandresena 97.4fm 💁Hiarahanao amin' i Aina sy Haja ...
08/05/2025

RESADRESAK'Ô📣RESADRESAKÉ📣

Fandaharana "RESADRESAKA" eto amin'ny Radio Fandresena 97.4fm
💁Hiarahanao amin' i Aina sy Haja
👉Mifampizara isika 👉Mifanoro hevitra
👉Mifanampy sy miresadresaka 😊

Loahevitra anio:
😊 MAMPAHERY TENA😊
Aminao ve mila miandry olona foana vao afaka mahery ? Na eny na tsia...zarao ny antony 😊

Alefaso indray ary ny fizaranao e 😊😊
Atombohy aminny hoe: RESADRESAK'Ô📝👍👂
Ny somaiso ao amin'ny 👇
📲034 74 686 00
📲033 33 078 00
Ny commentaire kosa etsy ambany 📝👇
Mankasitraka tompoko🙏RESADRESAK'E🔥

Faly miarahaba antsika rehetra ny ekipan'ny LUNDI FM @ ity anio ity 🥰👉Anio isika hiresaka mahakasiaka ny hoe : "INONA NY...
05/05/2025

Faly miarahaba antsika rehetra ny ekipan'ny LUNDI FM @ ity anio ity 🥰
👉Anio isika hiresaka mahakasiaka ny hoe : "INONA NY LEGIOMA SY VOANKAZO 5 MANAVANANA ANAO NY MIANTSENA AZY? LAZAO ARY 🍎🍉🍇🥕🥦🥬
Alafaso ary ny hevitrao @ 0347468600 na 0333307800
Aza adino ny👍 mizara @ pejy sy ny namana!

Faly miarahaba antsika rehetra ny ekipan'ny LUNDI FM @ ity anio ity 🥰👉Anio isika hiresaka mahakasiaka ny hoe : "INONA ZA...
07/04/2025

Faly miarahaba antsika rehetra ny ekipan'ny LUNDI FM @ ity anio ity 🥰
👉Anio isika hiresaka mahakasiaka ny hoe : "INONA ZAVATRA TIANAO HITRANGA @ ITY VOLANA VAOVAO ITY?💪👔🌭🎧🚕🔑

Alafaso ary ny hevitrao @ 0347468600 na 0333307800
Aza adino ny👍 mizara @ pejy sy ny namana!

RESADRESAK'Ô📣RESADRESAKÉ📣Fandaharana "RESADRESAKA" eto amin'ny Radio Fandresena 97.4fm 💁Hiarahanao amin' i Aina sy Haja ...
03/04/2025

RESADRESAK'Ô📣RESADRESAKÉ📣

Fandaharana "RESADRESAKA" eto amin'ny Radio Fandresena 97.4fm
💁Hiarahanao amin' i Aina sy Haja
👉Mifampizara isika 👉Mifanoro hevitra
👉Mifanampy sy miresadresaka 😊

Loahevitra anio: 🌼 FISAINANA TSARA 🌼

Aminao tahaka ny aona izany hoe fisainana tsara ?
Aona no tokony atao ary inona no antony?
Ndao indray ary eh,asio kely hoe:
RESADRESAK'Ô📝👍👂

Ny laharana ho an'ny somaiso 👇
📲034 74 686 00
📲033 33 078 00
Ny commentaire kosa etsy ambany 📝👇
Mankasitraka tompoko🙏RESADRESAK'E🔥

RESADRESAK'Ô📣RESADRESAKÉ📣Fandaharana "RESADRESAKA" eto amin'ny Radio Fandresena 97.4fm 💁Hiarahanao amin' i Aina sy Haja ...
27/03/2025

RESADRESAK'Ô📣RESADRESAKÉ📣

Fandaharana "RESADRESAKA" eto amin'ny Radio Fandresena 97.4fm
💁Hiarahanao amin' i Aina sy Haja
👉Mifampizara isika 👉Mifanoro hevitra
👉Mifanampy sy miresadresaka 😊

Loahevitra anio:
🫣😆 MITENY IRERY😇🤩
fanontaniana :
ianao ve efa niteny irery na hoe :
miresaka am tenanao? inona no antony ?

Alefaso indray ary ny fizaranao e 😊😊
Atombohy aminny hoe: RESADRESAK'Ô📝👍👂
Ny somaiso ao amin'ny 👇
📲034 74 686 00
📲033 33 078 00
Ny commentaire kosa etsy ambany 📝👇
Mankasitraka tompoko🙏RESADRESAK'E🔥

ITY ILAY NIRINAO HATRAMIN IZAYSEMINERA TENA HIAVAKA"JESOSY MANOVA FIAINANA"
26/03/2025

ITY ILAY NIRINAO HATRAMIN IZAY

SEMINERA TENA HIAVAKA

"JESOSY MANOVA FIAINANA"

Faly miarahaba antsika rehetra ny ekipan'ny LUNDI FM @ ity anio ity 🥰👉Anio isika hiresaka mahakasiaka ny hoe : "MITONDRA...
24/03/2025

Faly miarahaba antsika rehetra ny ekipan'ny LUNDI FM @ ity anio ity 🥰
👉Anio isika hiresaka mahakasiaka ny hoe : "MITONDRA INONA AMINAO NY HIRA?🎧🎺🎸🎼
Alafaso ary ny hevitrao @ 0347468600 na 0333307800
Aza adino ny👍 mizara @ pejy sy ny namana!

Faly miarahaba antsika rehetra ny ekipan'ny LUNDI FM @ ity anio ity 🥰👉Anio isika hiresaka mahakasiaka ny hoe : " INONA N...
17/03/2025

Faly miarahaba antsika rehetra ny ekipan'ny LUNDI FM @ ity anio ity 🥰
👉Anio isika hiresaka mahakasiaka ny hoe : " INONA NY LOKO (Couleur) MITONDRA FIATRAIKANY NA MAFINARITRA AMINAO NY MIJERY AZY?🍀🍄🌹🌼🌈
Alafaso ary ny hevitrao @ 0347468600 na 0333307800
Aza adino ny👍 mizara @ pejy sy ny namana!

Address

Antananarivo

Telephone

+261347468600

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Fandresena 97.4 fm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio Fandresena 97.4 fm:

Share

Category