31/12/2023
🇲🇬: Mitenena kely aminy.
📖 Kolosiana 3:17:
“Na inona na inona ataonareo, na amin’ny teny, na amin’ny asa, dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo, ka misaora an’Andriamanitra Ray amin’ny alalany. »
📖 1 Tantara 16:34:
“Miderà an’i Jehovah, fa tsara Izy, ary mandrakizay ny fitiavany. »
📖 2 Tesaloniana 1:3:
“Tsy maintsy misaotra an’Andriamanitra foana izahay noho ny aminareo, ry rahalahy sy anabavy! »
Mirary soa hatrany 🤲🏽✨🤍
🇫🇷: Dis lui un mot.
📖 Colossiens 3:17 :
« Tout ce que vous faites, en paroles ou en actions, faites-le au nom du Seigneur Jésus, en remerciant par lui Dieu là Père. »
📖 1 Chroniques 16:34 :
« Louez le Seigneur, car il est bon, et son amour dure à toujours. »
📖 2 Thessaloniciens 1:3 :
« Nous devons sans cesse remercier Dieu à votre sujet, frères et sœurs ! »
Demeure béni 🤲🏽✨🤍
🇺🇸: Say a word to him.
📖 Colossians 3:17:
« Whatever you do, in word or deed, do it in the name of the Lord Jesus, giving thanks through him to God there Father. »
📖 1 Chronicles 16:34:
« Praise the Lord, for he is good, and his love endures forever. »
📖 2 Thessalonians 1:3:
« We must continually thank God for you, brothers and sisters! »
Stay blessed 🤲🏽✨🤍
🗣️ Témoin : .loukana
📌 Instagram dédié : .s_treasure
🎶 Musique : « Goodness of God »
🎥 Caméra :