VDFI Vondrom-bavaka Dian'ny FInoana
Mpitory Filazantsara Miaramiasa sy ireo mpitory (ankira etc..) tsy ankavanaka.

Ny VDFI dia vondrom-bavaka tsy miankina ary manana tanjona ny hitory ny Filazantsara rehetra. Ny fitoriana ankalamanjana (évangelisation de masse) no tena manavanana azy.

18/09/2026
🙏🙏
17/09/2026

🙏🙏

17/09/2026

Haleloia. Miderà an'Andriamanitra eo amin'ny fitoerany masina. Miderà Azy eo amin'ny habakabaky ny heriny.

Midera Azy noho ny asany lehibe; Miderà Azy araka ny haben'ny voninahiny.

Miderà Azy amin'ny fitsofana ny anjomara; Miderà Azy amin'ny valiha sy ny lokanga.

16/09/2026

Anaty fahanginana sy fahatokiana no hisian'ny herinareo

15/09/2026

👉 Tsy misy manana ny voninahitr'Andriamanitra isika fa nateraka t@ota
👉 Ary fahafatesana tsy misy fiafarany no sandan'izany
👉 Ny lalàn'Andriamanitra nefa dia milaza fa tsy maintsy misy rà latsaka vao afaka misy famelankeloka
👉 Dia nomeny ny Zanany lahitokana mba ho sorona indray mande mba tsy ho very izay rehetra mino Azy

🙏 Tena mamiko indrindra Jeso ilay fitiavanao
🙏 Hoderaiko sy hohiraiko hatramin'izao
🙏 Indro hianao nanetry tena, ary nidina tety
🙏 Ilay Fitia tsy noterena, tsy nasianao sandany
🙏 Vitanao ilay famonjena, vitanao tao KALVARY,
🙏 ka misaotra indrindra anao ry JESO Tompo be fitia

Mba mahagaga loatra ...
VDFI Mpihira feat Fandresena
A/C Mbola Talenta

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VDFI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share